|
58.
|
|
|
Style Scheme
|
|
|
|
(no translation yet)
|
|
|
|
Located in
data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in:47
|
|
59.
|
|
|
Style for the toolbar buttons. Possible values are "GEDIT_TOOLBAR_SYSTEM" to use the system's default style, "GEDIT_TOOLBAR_ICONS" to display icons only, "GEDIT_TOOLBAR_ICONS_AND_TEXT" to display both icons and text, and "GEDIT_TOOLBAR_ICONS_BOTH_HORIZ" to display prioritized text beside icons. Note that the values are case-sensitive, so make sure they appear exactly as mentioned here.
|
|
|
|
Endrika ho an'ny tsindrin'ny anjan'ny fitaovana. Ireto ny sanda mety ampiasaina: "GEDIT_TOOLBAR_SYSTEM" raha hampiasa ny endrika tsotran'ny rafitra, "GEDIT_TOOLBAR_ICONS" raha tsy haneho afa-tsy ireo kisary ihany, "GEDIT_TOOLBAR_ICONS_AND_TEXT" raha haneho ireo kisary sy soratra miaraka, ary "GEDIT_TOOLBAR_ICONS_BOTH_HORIZ" raha haneho soratra nomen-danja akaikin'ny kisary. Marihina fa manaja efitrefi-dohavipirinty ireo sanda ireo. Noho izany, soraty araka izay voasoratra eto izy ireo.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gedit.schemas.in.in.h:63
|
|
60.
|
|
|
Tab Size
|
|
|
|
Haben'ny Tab
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in:91
|
|
61.
|
|
|
The id of a GtkSourceView Style Scheme used to color the text.
|
|
|
|
(no translation yet)
|
|
|
|
Located in
../data/gedit.schemas.in.h:82
|
|
62.
|
|
|
Toolbar Buttons Style
|
|
|
|
Endriky ny tsindrin'ny anjan'ny fitaovana
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gedit.schemas.in.in.h:66
|
|
63.
|
|
|
Toolbar is Visible
|
|
|
|
Miseho ny anjan'ny fitaovana
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in:174
|
|
64.
|
|
|
Undo Actions Limit (DEPRECATED)
|
|
|
|
Fetran'ny fanafoanan'asa (TSY AMPIASAINA INTSONY)
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in.h:14
|
|
65.
|
|
|
Use Default Font
|
|
|
|
Endri-tsoratra tsotra ampiasaina
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in:36
|
|
66.
|
|
|
Whether gedit should automatically save modified files after a time interval. You can set the time interval with the "Auto Save Interval" option.
|
|
|
|
Milaza raha toa ka tokony handraikitra ireo rakitra nanaovana fanovana ny gedit aorian'ny fotoana voafaritra iray. Azonao faritana amin'ny alalan'ny safidy "Elanelan'ny fandraiketana hoazy" io elanelam-potoana io.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gedit.schemas.in.h:87
|
|
67.
|
|
|
Whether gedit should create backup copies for the files it saves. You can set the backup file extension with the "Backup Copy Extension" option.
|
|
|
|
Milaza raha toa ka tokony hamorona dikamitovy tahirin'ireo rakitra raiketiny ny gedit. Azonao faritana amin'ny alalan'ny safidy "Tovan'ny dikamitovy tahiry" ny tovan'ilay rakitra tahiry.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/org.gnome.gedit.gschema.xml.in.h:9
|