|
2.
|
|
|
For security reasons, on platforms which have _IceTcpTransNoListen() (XFree86 systems), gnome-session does not listen for connections on TCP ports. This option will allow connections from (authorized) remote hosts. gnome-session must be restarted for this to take effect.
|
|
|
|
Noho ny antony ara-piarovana, dia tsy mihaino fifandraisana amin'ny irika TCP ny gnome-session amin'ny plateforme misy _IceTcpTransNoListen() (XFree86 systems). Io safidy io dia ahafahana mifandray amin'ny mpampiantrano lavi-toerana (ekena). Tsy maintsy averina alefa ny gnome-session izay vao mihatra izany.
|
|
Translated by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
3.
|
|
|
If enabled, gnome-session will prompt the user before ending a session.
|
|
|
|
Raha toa ka alefa, dia hanontany ny mpampiasa ny gnome-session alohan'ny hamaranana session iray.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gnome-session.schemas.in.h:2
|
|
4.
|
|
|
If enabled, gnome-session will save the session automatically. Otherwise, the logout dialog will have an option to save the session.
|
|
|
|
Raha toa ka alefa, dia horaiketin'ny gnome-session hoazy ilay session. Raha tsy izany, dia hisy safidy handraiketana ilay session eo amin'ny takila fivoahana.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
5.
|
|
|
Logout prompt
|
|
|
|
Fanontaniana momba ny fivoahana
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gnome-session.schemas.in.h:5
|
|
6.
|
|
|
Preferred Image to use for login splash screen
|
|
|
|
Sary tiana ampiasaina amin'ny takila fanokafan'ny fidirana
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
7.
|
|
|
Save sessions
|
|
|
|
Raiketo ny session
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
Located in
../data/gnome-session.schemas.in.h:6
|
|
8.
|
|
|
Selected option in the log out dialog
|
|
|
|
Safidy voafaritra tanatin'ny takilan'ny fivoahana
|
|
Translated by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
9.
|
|
|
Show the splash screen
|
|
|
|
Asehoy ny takila fanokafana
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
10.
|
|
|
Show the splash screen when the session starts up
|
|
|
|
Maneho ny takila fanokafana rehefa miantomboka ny session
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|
|
11.
|
|
|
This is a relative path value based off the $datadir/pixmaps/ directory. Sub-directories and image names are valid values. Changing this value will effect the next session login.
|
|
|
|
Sanda anankina mitoetra lavitra ny lahatahiry $datadir/pixmaps/ io sanda io. Sanda mitombina ny zana-dahatahiry sy ny anaran-tsary. Hihatra amin'ny fidirana amin'ny session manaraka ny fanovana io sanda io.
|
|
Translated and reviewed by
Fanomezana Rajaonarisoa
|
|
|