Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

51100 of 181 results
~
Tar uncompressed (.tar)
2006-08-28
Tar tsy voafintina (.tar)
~
Rar (.rar)
2006-08-28
Rar (.rar)
15.
Archive Manager
2006-08-28
Mpandrindra arsiva
16.
Create and modify an archive
2006-08-28
Mamorona sy manova arsiva
51.
Extract Here
2006-08-28
Aboray eto
53.
Extract To...
2006-08-28
Aboray mankany amin'ny...
54.
Extract the selected archive
2006-08-28
Manaboraka ilay arsiva voafaritra
57.
Open
2006-08-28
Sokafy
58.
All archives
2006-08-28
Ny arsiva rehetra
59.
All files
2006-08-28
Ny rakitra rehetra
61.
An archive manager for GNOME.
2006-08-28
Mpandrindra arsiva ho an'ny GNOME.
62.
translator-credits
2006-08-28
fankaditrahana ny mpandika teny
63.
Could not add the files to the archive
2006-08-28
Tsy afaka nampiditra ireo rakitra tanatin'ilay arsiva
64.
You don't have the right permissions to read files from folder "%s"
2006-08-28
Tsy manana ny alalana ahafahana mamaky rakitra avy ao anatin'ny lahatahiry "%s" ianao
65.
Add Files
2006-08-28
Hampiditra rakitra
67.
Load Options
2006-08-28
Safidin'ny fakana
68.
Save Options
2006-08-28
Safidin'ny fandraiketana
74.
Destination folder "%s" does not exist. Do you want to create it?
2006-08-28
Tsy misy ilay lahatahiry iantefana "%s". Tianao foronina ilay izy?
75.
Create _Folder
2006-08-28
Hamorona _lahatahiry
76.
Extraction not performed
2006-08-28
Tsy natao ilay fanaborahana
77.
Could not create the destination folder: %s.
2006-08-28
Tsy afaka namorona ilay lahatahiry iantefana: %s.
78.
You don't have the right permissions to extract archives in the folder "%s"
2006-08-28
Tsy manana alalana hanaboraka arsiva anatin'ny lahatahiry "%s" ianao
79.
Extract
2006-08-28
Aboray
81.
Archive type not supported.
2006-08-28
Tsy raisina an-tànana io karazan'arsiva io.
86.
%s Properties
2006-08-28
Toetoetran'ny %s
90.
You don't have the right permissions.
2006-08-28
Tsy manana ny fahazoan-dàlana ilaina ianao.
92.
You can't add an archive to itself.
2006-08-28
Tsy azonao atao ny mampiditra arsiva anatin'ny tenany.
98.
Deleting files from archive
2006-08-28
Mamafa ireo rakitra tanatin'ilay arsiva
99.
Recompressing archive
2006-08-28
Mamnintina ilay arsiva indray
100.
Decompressing archive
2006-08-28
Manaboraka ilay arsiva
103.
Could not create the archive
2006-08-28
Tsy afaka namorona ilay arsiva
104.
You have to specify an archive name.
2006-08-28
Tsy maintsy milaza anaran'arsiva ianao.
105.
You don't have permission to create an archive in this folder
2006-08-28
Tsy manana alalana hamorona arsiva anatin'ity lahatahiry ity ianao
109.
Could not delete the old archive.
2006-08-28
Tsy afaka namafa ilay arsiva taloha.
110.
C_reate
2006-08-28
Ha_morona
111.
_Add
2006-08-28
_Ampidiro
112.
_Extract
2006-08-28
_Aboray
116.
Folder
2006-08-28
Lahatahiry
117.
[read only]
2006-08-28
[vakiana fotsiny]
118.
Could not display the folder "%s"
2006-08-28
Tsy afaka nampiseho ny lahatahiry "%s"
124.
Getting the file list
2006-08-28
Maka ilay lisitry ny rakitra
138.
Command exited abnormally.
2006-08-28
Nijanona tampoka ilay baiko.
139.
An error occurred while extracting files.
2006-08-28
Nisy olana nitranga teo am-panaborahana ireo rakitra.
140.
Could not open "%s"
2006-08-28
Tsy afaka nanokatra ny "%s"
141.
An error occurred while loading the archive.
2006-08-28
Nisy olana nitranga teo am-pakana ilay arsiva.
142.
An error occurred while deleting files from the archive.
2006-08-28
Nisy olana nitranga teo am-pamafana ireo rakitra tao anatin'ilay arsiva.
143.
An error occurred while adding files to the archive.
2006-08-28
Nisy olana nitranga teo am-pampidirana rakitra tao anatin'ilay arsiva.
144.
An error occurred while testing archive.
2006-08-28
Nisy olana nitranga teo am-pitsapana ilay arsiva.
149.
Command not found.
2006-08-28
Tsy hita ilay baiko.
150.
Test Result
2006-08-28
Valin'ny fitsapana