Browsing Malagasy translation

568 of 634 results
568.
If true, the panel is automatically hidden into a corner of the screen when the pointer leaves the panel area. Moving the pointer to that corner again will cause the panel to re-appear.
Raha marina izay voalaza, dia hisitrika hoazy any amin'ny sisin'ny efijery any ny tontonana rehefa tsy eo amboniny intsony ny tondron'ny totozy. Ny fanisahana ny tondron'ny totozy amin'iny sisiny iny dia hampivoaka ilay tontonana indray.
Translated and reviewed by Thierry Randrianiriana
Located in ../data/org.gnome.gnome-panel.toplevel.gschema.xml.in.in.h:15
568 of 634 results

This translation is managed by Ubuntu Malagasy Translators, assigned by Ubuntu Translators.

You are not logged in. Please log in to work on translations.