|
21.
|
|
|
GNOME also includes a complete development platform for applications programmers, allowing the creation of powerful and complex applications.
|
|
|
|
GNOME dia manana sehatra famolavolana feno ho an'ireo mpamolavola rindran'asa, entina hamoronana rindran'asa matanjaka ary maro sosona.
|
|
Translated by
Thierry Randrianiriana
|
|
Reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:6
|
|
22.
|
|
|
GNOME includes most of what you see on your computer, including the file manager, web browser, menus, and many applications.
|
|
|
|
Misy ao amin'ny GNOME ny ankabiazan'ireo zavatra hitanao amin'ny solosainao, toy ny mpandrindra rakitra, ny mpizaha tranonkala, ny karazan-tsafidy, ary rindran'asa maro samihafa.
|
|
Translated by
Thierry Randrianiriana
|
|
Reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:5
|
|
23.
|
|
|
GNOME is a Free, usable, stable, accessible desktop environment for the Unix-like family of operating systems.
|
|
|
NOTE TO AUTHORS: Do not put anything in the following paragraphs that
will be substituted by the configure script. Otherwise you will break
the translations.
|
|
|
|
GNOME dia sehatr'asa maimaimpoana, azo ampiasaina tsara, marim-pototra ary mora ampiasaina amin'ny karazan-drafitra mitovy amin'ny Unix.
|
|
Translated by
Thierry Randrianiriana
|
|
Reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:4
|
|
24.
|
|
|
GNOME's focus on usability and accessibility, regular release cycle, and strong corporate backing make it unique among Free Software desktops.
|
|
|
|
Ny fimasoan'ny GNOME amin'ny fahafahana mampiasa tsara sy ny fanamorana ny fampiasana ny rindran'asa, ny fisesen'ny famoahana kinova, ary ny fanohanana mafonja avy amin'ny orinasa vaventy no tena mampiavaka azy amin'ireo rindran'asa desktop maimaimpoana misy.
|
|
Translated by
Thierry Randrianiriana
|
|
Reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:7
|
|
25.
|
|
|
GNOME's greatest strength is our strong community. Virtually anyone, with or without coding skills, can contribute to making GNOME better.
|
|
|
|
Ny tena herin'ny GNOME dia ny tanjaky ny fivondronan'ireo mpankafy azy. Azo lazaina hoe ny rehetrarehetra mihitsy no afaka mandray anjara amin'ny fanatsarana ny GNOME, na mahafehy ny fanafangoana izy na tsia.
|
|
Translated and reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:8
|
|
26.
|
|
|
Hundreds of people have contributed code to GNOME since it was started in 1997; many more have contributed in other important ways, including translations, documentation, and quality assurance.
|
|
|
|
Olona aman-jatony no efa nanome fango an'ny GNOME hatramin'ny namoronana azy tamin'ny 1997. Maro toraka izany koa ireo olona nitondra fanampiana isan-karazany, toy ny fandikan-teny, ny loharanon-kevitra, ary ny fiantohana kalitao.
|
|
Translated and reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../gnome-version.xml.in.in.h:9
|
|
27.
|
|
|
Unknown
|
Context: |
|
Monitor vendor
|
|
|
Translators: "Unknown" here is used to identify a monitor for which
* we don't know the vendor. When a vendor is known, the name of the
* vendor is used.
|
|
|
|
(no translation yet)
|
|
|
|
Located in
../libgnome-desktop/display-name.c:265
|
|
28.
|
|
|
Error reading file '%s ': %s
|
|
|
|
Nisy olana teo am-pamakiana ny rakitra '%s ': %s
|
|
Translated and reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../libgnome-desktop/gnome-desktop-item.c:220
|
|
29.
|
|
|
Error rewinding file '%s ': %s
|
|
|
|
Nisy olana teo am-pampihoronana ny rakitra '%s ': %s
|
|
Translated by
Thierry Randrianiriana
|
|
Reviewed by
Thierry Randrianiriana
|
|
|
|
Located in
../libgnome-desktop/gnome-desktop-item.c:288
|
|
30.
|
|
|
No name
|
|
|
Translators: the "name" mentioned
* here is the name of an application or
* a document
Translators: the "name" mentioned here is the name of
* an application or a document
|
|
|
|
Tsy misy anarana
|
|
Translated and reviewed by
i_belou
|
|
|
|
Located in
../libgnome-desktop/gnome-desktop-item.c:380
../libgnome-desktop/gnome-desktop-item.c:3528
|