Translations by Thierry Randrianiriana

Thierry Randrianiriana has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

301327 of 327 results
729.
translator-credits
2009-11-29
This is a dummy translation so that the credits are counted as translated.
733.
The typing monitor uses the notification area to display information. You don't seem to have a notification area on your panel. You can add it by right-clicking on your panel and choosing 'Add to panel', selecting 'Notification area' and clicking 'Add'.
2006-08-25
Ny mpandrindra fanoratana dia mampiasa ny faritra filazana hanaovana fampahalalana. Toa tsy misy faritra filazana eo amin'ny tontonanao. Raha hametraka izany eo ianao, dia tondroy ny tontonana, tsindrio ny kitendry havanan'ny totozy, tsindrio ny 'Atao eo amin'ny tontonana', safidio ny 'Faritra filazana' ary tsindrio ny 'Apetrao'.
734.
If set to true, then OpenType fonts will be thumbnailed.
2009-01-06
Raha voalaza ho marina, dia haseho anaty sary madinika ireo endri-tsoratra OpenType.
735.
If set to true, then PCF fonts will be thumbnailed.
2009-01-06
Raha voalaza fa marina, dia haseho anaty sary madinika ireo endri-tsoratra PCF.
736.
If set to true, then TrueType fonts will be thumbnailed.
2009-01-06
Raha voalaza fa marina, dia haseho anaty sary madinika ireo endri-tsoratra TrueType.
737.
If set to true, then Type1 fonts will be thumbnailed.
2009-01-06
Raha voalaza fa marina, dia haseho anaty sary madinika ireo endri-tsoratra Type1.
738.
Set this key to the command used to create thumbnails for OpenType fonts.
2009-01-06
Ampifanarao amin'ny baiko amoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra OpenType ity famaha ity.
739.
Set this key to the command used to create thumbnails for PCF fonts.
2009-01-06
Ampifanaraho amin'ny baiko amoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra PCF ity famaha ity.
740.
Set this key to the command used to create thumbnails for TrueType fonts.
2009-01-06
Ampifanaraho amin'ny baiko amoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra TrueType ity famaha ity.
741.
Set this key to the command used to create thumbnails for Type1 fonts.
2009-01-06
Ampifanaraho amin'ny baiko amoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra Type1 ity famaha ity.
742.
Thumbnail command for OpenType fonts
2009-01-06
Baiko famoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra openType
743.
Thumbnail command for PCF fonts
2009-01-06
Baiko famoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra PCF
744.
Thumbnail command for TrueType fonts
2009-01-06
Baiko famoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra TrueType
745.
Thumbnail command for Type1 fonts
2009-01-06
Baiko famoronana sary madinika ho an'ny endri-tsoratra Type1
746.
Whether to thumbnail OpenType fonts
2009-01-06
(Tsy) maneho ny endri-tsoratra OpenType anaty sary madinika
747.
Whether to thumbnail PCF fonts
2009-01-06
(Tsy) maneho ny endri-tsoratra PCF anaty sary madinika
748.
Whether to thumbnail TrueType fonts
2009-01-06
(Tsy) maneho ny endri-tsoratra TrueType anaty sary madinika
749.
Whether to thumbnail Type1 fonts
2009-01-06
(Tsy) maneho ny endri-tsoratra Type1 anaty sary madinika
750.
Name:
2009-01-06
Anarana:
751.
Style:
2009-01-06
Endrika:
752.
Type:
2009-01-06
Karazana:
753.
Size:
2009-01-06
Habe:
754.
Version:
2009-01-06
Kinova:
755.
Copyright:
2009-01-06
Fameran-jo:
756.
Description:
2009-01-06
Fanoritsoritana:
759.
usage: %s fontfile
2009-01-06
fampiasa: rakitr'endri-tsoratra %s
785.
Search
2006-08-25
Karohy