Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 832 results
~
This is not a valid tab trigger. Triggers can either contain letters or a single, non alphanumeric, character like {, [, etcetera.
2006-08-28
Tab trigger tsy mitombina io. Ny tab trigger dia ahitana litera na marika tokana tsy misy soratra sy isa toy ny {, [, sns.
~
<b>Language</b>
2006-08-28
<b>Fiteny</b>
~
Unindent selected lines
2006-08-28
Tsy manova andalana ireo andian-teny voafaritra
~
Insert often used pieces of text in a fast way
2006-08-28
Manatsofoka lahabolana fampiasa matetika haingana dia haigana
~
*
2006-08-28
*
~
gedit has not been able to detect the character coding.
2006-08-28
Tsy afaka namantatra ilay fanafangoana marika ny gedit.
~
C_haracter Coding:
2006-08-28
Fanafangoana _marika:
~
0
2006-08-28
0
~
_Indent
2006-08-28
_Ovay andalana
~
Interactive python console standing in the bottom panel
2006-08-28
Konsoly phyton iresahana mitoetra anatin'ny tontonana ambany
~
The document contains one or more characters that cannot be encoded using the specified character coding.
2006-08-28
Misy marika iray na mihoatra tsy mety fangoana amin'ny alalan'ilay fanafangoana marika voalaza.
~
Could not save the file %s using the %s character coding.
2006-08-28
Tsy afaka nandraikitra ny rakitra %s tamin'ny alalan'ny fanafangoana marika %s.
~
U_nindent
2006-08-28
_Aza ovaina andalana
~
<b>Text Wrapping</b>
2006-08-28
<b>Fidinana andalana</b>
~
Add or _Remove...
2006-08-28
Hanampy na _hanesotra...
~
<b>Line Numbers</b>
2006-08-28
<b>Laharan'andalana</b>
~
There was an error displaying help.
2006-08-28
Nisy olana teo am-panehoana ny toro-làlana.
~
Expected `%s' got `%s' for key %s
2006-08-28
`%s' no nampoizina `%s' no azo ho an'ny famaha %s
~
gedit could not backup the old copy of the file before saving the new one. You can ignore this warning and save the file anyway, but if an error occurs while saving, you could lose the old copy of the file. Save anyway?
2006-08-28
Tsy afaka nandraikitra ny dikamitovin'ilay rakitra teo aloha alohan'ny handraiketana ilay iray vaovao. Azonao atao ny tsy mandraharaha ity fampilazana ity ary mandraikitra ilay rakitra ihany, saingy raha toa ka misy tsy fetezana mitranga mandritra ilay fandraiketana, dia mety ho very ilay rakitra teo aloha. Raiketina ihany?
~
Get statistic info on current document
2006-08-28
Maka ny lazan'ny rehan'io tahirin-kevitra io
~
Indent selected lines
2006-08-28
Manova ny andalan'ny andian-teny voafaritra
~
Indents or un-indents selected lines.
2006-08-28
Manova na tsy manova andalana ireo andian-teny voafaritra.
~
Select a character coding from the menu and try again.
2006-08-28
Misafidiana fanafangoana marika ao amin'ny tolotra dia andramo indray.
~
Whether the side pane at the left of the editing window should be visible.
2006-08-28
Milaza raha toa ka tokony hiseho ilay takila an-tsisiny eo ankavian'ny fikandran'ny fanovana
~
Character Codings
2006-08-28
Fanafangoana marika
~
<b>Current Line</b>
2006-08-28
<b>Ny andalana amin'izao</b>
~
Could not open the file %s using the %s character coding.
2006-08-28
Tsy afaka nanokatra ny rakitra %s tamin'ny alalan'ny fanafangoana marika %s.
~
Select a different character coding from the menu and try again.
2006-08-28
Misafidiana fanafangoana marika hafa ao amin'ny tolotra dia andramo indray.
~
<b>Automatic Indentation</b>
2006-08-28
<b>Fiovana andalana hoazy</b>
~
The disk where you are trying to save the file has a limitation on file sizes. Please try saving a smaller file or saving it to a disk that does not have this limitation.
2006-08-28
Misy famerana ny haben'ny rakitra ilay kapila handraiketanao io rakitra io. Manandrama mandraikitra rakitra kely noho io na mandraikitra azy io amin'ny kapila tsy izany famerana izany.
~
Push this button to select the font to be used by the editor
2006-08-28
Tsindrio ity hisafidianana ny endri-tsoratra ampiasaina amin'ny fanovana
~
Whether gedit should highlight matching bracket.
2006-08-28
Milaza raha toa ka tokony hampisongadina ny fonon-teny tandrify ny gedit.
~
<b>Font</b>
2006-08-28
<b>Endri-tsoratra</b>
~
Whether gedit should enable auto indentation.
2006-08-28
Milaza raha toa ka tokony hampihatra ny fiovana andalana hoazy ny gedit.
~
<b>Right Margin</b>
2006-08-28
<b>Olotra havanana</b>
~
Auto Detected
2006-08-28
Hita hoazy
~
<b>File Saving</b>
2006-08-28
<b>Fandraiketana rakitra</b>
~
Could not obtain backup filename
2006-08-28
Tsy nahazo ny anaran'ilay rakitra tahiry
~
Create a new toplevel window in an existing instance of gedit
2006-08-28
Mamorona fikandrana avo tantana anatin'ny izay gedit mandeha
~
Ch_aracter Coding:
2006-08-28
Fanafangoana _marika:
~
<b>Tab Stops</b>
2006-08-28
<b>Mariky ny kinifinify</b>
~
<span weight="bold">File Name</span>
2006-08-28
<span weight="bold">Anaran'ny rakitra</span>
~
Whether gedit should automatically save modified files after a time interval. You can set the time interval with the "Auto Save Interval" option.
2006-08-28
Milaza raha toa ka tokony handraikitra ireo rakitra nanaovana fanovana ny gedit aorian'ny fotoana voafaritra iray. Azonao faritana amin'ny alalan'ny safidy "Elanelan'ny fandraiketana hoazy" io elanelam-potoana io.
~
Logout _without Saving
2006-08-28
Hivoaka _tsy mila mandraikitra
~
<b>Bracket Matching</b>
2006-08-28
<b>Fifanandrifin'ny fonon-teny</b>
~
Read Only
2006-08-28
Vakiana fotsiny
~
Number of minutes after which gedit will automatically save modified files. This will only take effect if the "Auto Save" option is turned on.
2006-08-28
Ny fotoana (minitra) andrasan'ny gedit alohan'ny handraiketan'ny gedit rakitra nanaovana fanovana. Tsy hihatra io raha tsy atsahatra ny safidy "Fandraiketana hoazy".
~
Character codings
2006-08-28
Fanafangoana marika
~
<b>Activation</b>
2006-08-28
<b>Fandefasana</b>
~
Setup the page settings
2006-08-28
Mandrindra ny pejy