Browsing Malagasy translation

Don't show this notice anymore
Before translating, be sure to go through Ubuntu Translators instructions and Malagasy guidelines.
817 of 455 results
8.
Session management options:
(no translation yet)
Located in ../src/eggsmclient.c:253
9.
Show session management options
(no translation yet)
Located in ../src/eggsmclient.c:254
10.
A_vailable encodings:
Fanafangoana _misy:
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/encodings-dialog.glade.h:2
11.
Add or Remove Terminal Encodings
Ampidiro na esory ireo fanafangoan'ny terminal
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/encodings-dialog.glade.h:1
12.
E_ncodings shown in menu:
_Fanafangoana miseho anatin'ny tolotra:
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/preferences.ui.h:20
13.
A subset of possible encodings are presented in the Encoding submenu. This is a list of encodings to appear there. The special encoding name "current" means to display the encoding of the current locale.
Misy zanak'amboaram-panafangoana maromaro aseho anatin'ny zana-tolotry ny Fanafangoana. Ireto ireo fanafangoana hiseho ao. Ilay anaram-pamfangoana manokana "izao" dia midika hoe mampiseho ny fanafangoan'ny toerana ampiasaina izao.
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/gnome-terminal.schemas.in.h:17
14.
A value between 0.0 and 1.0 indicating how much to darken the background image. 0.0 means no darkness, 1.0 means fully dark. In the current implementation, there are only two levels of darkness possible, so the setting behaves as a boolean, where 0.0 disables the darkening effect.
Sanda anatin'ny 0.0 sy 1.0 mamaritra ny hamatroky ny sary afara. Tsy matroka izy raha 0.0 ilay sanda; matroka tanteraka raha toa ka 1.0 izany. Roa ihany ny dingam-pahamatrohana misy anatin'ity fametrahana ity. Manaraka fiasa boleanina ilay fandrindrana izany, ka ny 0.0 dia manafoana ilay fanamtrohana.
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/gnome-terminal.schemas.in.h:89
15.
Accelerator key to detach current tab. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
Kitendry mpanafaingana hanatsoahana ity vakizoro ity, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/gnome-terminal.schemas.in.h:136
16.
Accelerator key to move the current tab to the left. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
Kitendry mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavia, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/gnome-terminal.schemas.in.h:132
17.
Accelerator key to move the current tab to the right. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
Kitendry mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavanana, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
Translated and reviewed by Fanomezana Rajaonarisoa
Located in ../src/gnome-terminal.schemas.in.h:134
817 of 455 results

This translation is managed by Ubuntu Malagasy Translators, assigned by Ubuntu Translators.

You are not logged in. Please log in to work on translations.

Contributors to this translation: Fanomezana Rajaonarisoa, Thierry Randrianiriana.