Translations by Jaonary

Jaonary has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

51100 of 741 results
61.
If you're installing from a mirror, you can work around this problem by choosing to install a different version of Ubuntu. The install will probably fail to work if you continue without kernel modules.
2006-03-17
Raha manao ny fametrahana avy amin'ny alalana fitaratra misy ny arsiva Ubuntu ianao dia mifidiana kinova hafa hamahana ny olana. Tsy ho vanona ny fametrahana raha manohy tsy misy module'na kernel ianao.
62.
Choose language
2006-09-07
Fidio ny fiteny / Choose language
2006-03-17
Fidio ny fiteny
2006-03-17
Fidio ny fiteny
65.
Storing language...
2006-03-17
Mitahiry ny fiteny...
82.
other
2006-03-17
hafa
249.
No common CD-ROM drive was detected.
2006-03-17
Tsy nahita mpamaky CD-ROM.
251.
Detecting hardware to find CD-ROM drives
2006-03-17
Mitady ati-milina : eo am-pitadiavana ny mpamaky sederoma
252.
Manually select a CD-ROM module and device?
2006-03-21
Safidy an-tanana ny module sy periferika-kapilamangirana ?
253.
Your CD-ROM drive may be an old Mitsumi or another non-IDE, non-SCSI CD-ROM drive. In that case you should choose which module to load and the device to use. If you don't know which module and device are needed, look for some documentation or try a network installation instead of a CD-ROM installation.
2006-03-17
Mety Mitsumi lany andro na mpaky tsy IDE na SCSI CD-ROM ny mpaky CD-rom nao. Noho izany, safidiano ny module ho fahanana sy ny periferika hampiasaina. Raha tsy ainao izay module sy periferika ilaina dia mitadiava fanampiana na andramo apetraka amin'ny rezo fa tsy amin'ny CD-ROM i Debian.
255.
Your installation CD-ROM couldn't be mounted. This probably means that the CD-ROM was not in the drive. If so you can insert it and try again.
2006-03-17
Tsy mety ampiakarina ny sederoma fanaovana fametrahana nao. Mety tsy ao anaty mpamaky angaba ny sederomanao. Raha izay dia ampidiro ilay cd dia andramo indray.
256.
Module needed for accessing the CD-ROM:
2006-03-17
Molude ilain'ny mpamaky sederoma:
258.
Device file for accessing the CD-ROM:
2006-03-17
Rakitra periferika ho an'ny mpamaky sederoma:
259.
In order to access your CD-ROM drive, please enter the device file that should be used. Non-standard CD-ROM drives use non-standard device files (such as /dev/mcdx).
2006-03-17
standard standard.
260.
You may switch to the shell on the second terminal (ALT+F2) to check the available devices in /dev with "ls /dev". You can return to this screen by pressing ALT+F1.
2006-03-17
Afaka mahazo shell ao amin'ny terminal faharoa (ALT+F2) ianao raha te hijery ireo periferika ao amin'ny /dev amin'ny alalan'ny "ls /dev". Afaka miverina eto indray ianao amin'ny alalan'ny ALT+F1.
261.
Scanning CD-ROM
2006-03-17
Mijery sy sederoma
262.
Scanning ${DIR}...
2006-03-17
Mijery ny laha-tahiry ${DIR}...
263.
CD-ROM detected
2006-03-17
Nahita sederoma
264.
The CD-ROM autodetection was successful. A CD-ROM drive has been found and it currently contains the CD ${cdname}. The installation will now continue.
2006-03-17
Vita soa aman-tsara ny fitadiavana ny sederoma. Nahita mpamaky sederoma iray izay misy ny CD ${cdname}. Afaka manohy ny fametrahana ianao.
265.
Incorrect CD-ROM detected
2006-03-21
Tsy marina ny kapilamangirana hita
2006-03-17
Nahita sederoma
266.
The CD-ROM drive contains a CD which cannot be used for installation.
2006-03-21
Tsy afaka hanaovana fametrahana ny kapilamanjelatra ao anaty ny mpamaky.
2006-03-17
Misy sederoma tsy Debian ao anatin'ny mpamaky sederoma.
267.
Please insert a suitable CD to continue with the installation.
2006-03-21
Azafady mampidira kapilamanjelatra azo ekena mba hanohizana ny fametrahana.
2006-03-17
Azafady mampidira sederoma Debian mba hanohizana ny fametrahana.
268.
Error reading Release file
2006-03-21
Hadisoam-pamakiana ny rakitra "Release"
2006-03-17
Maka ny rakitra "Release"
269.
The CD-ROM does not seem to contain a valid 'Release' file, or that file could not be read correctly.
2006-03-21
Toa tsy ao anatin'ny kapilamangirana ny rakitra 'Release', na tsy voavaky araky ny tokony ho izy.
270.
You may try to repeat CD-ROM detection but, even if it does succeed the second time, you may experience problems later in the installation.
2006-03-21
Afaka mamerina ny fitadiavana ny kapilamangirana indray ianao, nefa na totonsa aza izany mety misy olana hitranga indray mandritran'ny fametrahana.
271.
Unmounting and ejecting CD-ROM...
2006-03-17
Mampidina sy mamoka ny sederoma...
272.
Detect and mount CD-ROM
2006-03-17
Tadiavo ary ampakaro ny sederoma
275.
no ethernet card
2006-09-07
tsia mahita ny karatra ethernet
276.
none of the above
2006-09-07
none of the above
277.
Driver needed by your Ethernet card:
2006-03-17
Mpamily ilain'ny karatra ethernet 'nao:
278.
No Ethernet card was detected. If you know the name of the driver needed by your Ethernet card, you can select it from the list.
2006-03-17
Tsy nahita karatra Ethernet. Raha fantatrao ny anaran'ny mpamily ny caratra eternetinao dia fidio ao amin'ny lisitra.
279.
Do you intend to use FireWire Ethernet?
2006-03-17
Mety hampiasa FireWire Ethernet ve ianao ?
281.
Ethernet card not found
2006-03-17
Tsy nahita ny karatra Ethernet
282.
No Ethernet card was found on the system.
2006-03-17
Tsy nahita karatra Ethernet ao anaty milina
283.
Detecting network hardware
2006-03-17
Mitady ati-milina rezo
284.
Detect network hardware
2006-03-17
Tadiavo ny ati-milina rezo
285.
Detect disks
2006-03-17
Mitady kapila
286.
Detecting disks and all other hardware
2006-03-17
Mitady ny kapila sy ireo ati-milina hafa
287.
continue with no disk drive
2006-09-07
continue with no disk drive
288.
Driver needed for your disk drive:
2006-03-17
Mpamily ilain'ny mpamaky kapilanao:
289.
No disk drive was detected. If you know the name of the driver needed by your disk drive, you can select it from the list.
2006-03-17
Tsy nahita mpamily mpamaky kapila. Raha fantatrao ny anaran'ny mpamily ilain'ny mpamaky kapilanao dia fidio ao amin'ny lisitra.
290.
No partitionable media
2006-03-17
Tsy misy kapila azo zaraina
291.
No partitionable media were found.
2006-03-17
Tsy nahita kapila azo zaraina
292.
Please check that a hard disk is attached to this machine.
2006-03-17
Azafady jereo raha misy kapila mafy tokoa ao anaty milina nao.
296.
Detecting hardware, please wait...
2006-03-17
Mitady ny ati-milina, Azafady miandrasa kely...
297.
Loading module '${MODULE}' for '${CARDNAME}'...
2006-03-17
Mamahana ny mpamily '${MODULE}' ho an'ny '${CARDNAME}' ...