Translations by Jaonary

Jaonary has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 741 results
1.
Ubuntu installer main menu
2006-03-17
Reni-tsafidin'ny rindran'asa mpametraka an'i Ubuntu
2.
Choose the next step in the install process:
2006-03-17
Fidio ny dingana manraka amin'ny fanaovana ny fametrahana:
3.
Installation step failed
2006-03-17
Dingana fametrahana tsy nahomby
4.
An installation step failed. You can try to run the failing item again from the menu, or skip it and choose something else. The failing step is: ${ITEM}
2006-03-17
Misy dingana fametrahana tsy nahomby. Afaka mamerina izay tsy nety ianao amin'ny alalan'y reni-tsafidy, na dingano izy dia misafidy zavatra hafa. Ny dingana tsy nahomby dia: ${ITEM}
5.
Choose an installation step:
2006-03-17
Mifidiana dingana femetrahana iray:
6.
This installation step depends on one or more other steps that have not yet been performed.
2006-03-17
Ity dingana fametrahana ity dia miankina amin'ny dingana iray na maro hafa mbola tsy tontonsa
2006-03-17
Ity dingana fametrahana ity dia miankina amin'ny dingana iray na maro hafa mbola tsy tontonsa
7.
critical
2006-09-07
mahana
8.
high
2006-09-07
avo
9.
medium
2006-09-07
afovoany
12.
Packages that use debconf for configuration prioritize the questions they might ask you. Only questions with a certain priority or higher are actually shown to you; all less important questions are skipped.
2006-03-17
Ny entana izay tefena amin'ny alalan'i debconf dia manisy ambaratongam-pialohana ny fanontaniana izay apetrany ho anao. Ireo fanontaniana izay manana fialohana voafidy na fialohana lehibe nohon'izay nofidianao ihany no hiseo, ireo fanontaniana tsy dia ilainadia ho dinganina.
13.
You can select the lowest priority of question you want to see: - 'critical' is for items that will probably break the system without user intervention. - 'high' is for items that don't have reasonable defaults. - 'medium' is for normal items that have reasonable defaults. - 'low' is for trivial items that have defaults that will work in the vast majority of cases.
2006-03-17
Afaka misafidy ny fialohan'ny fanontaniana ambany indrindra izay ho apetraka ianao: '-' 'mahana' dia mikasika ireo zavtra mety hanimba ny milina raha ... tsy mamaly ny mpampisa ny milina. '-' 'avo' dia ho an'ireo fanontaniana tsy manana valin-teny voafidy mialoha ... mahafam -po. '-' 'afovoany' dia ho an'ireo fanontaniana izay afaka valina amin'ny valin-teny ... voafidy mialoha. '-' 'iva' ho an'ireo fanontaniana tsotra izay azo valina soa aman-tsara amin'ny ... alalan'ny valin-teny voafidy mialoha.
2006-03-17
Afaka misafidy ny fialohan'ny fanontaniana ambany indrindra izay ho apetraka ianao: '-' 'mahana' dia mikasika ireo zavtra mety hanimba ny milina raha ... tsy mamaly ny mpampisa ny milina. '-' 'avo' dia ho an'ireo fanontaniana tsy manana valin-teny voafidy mialoha ... mahafam -po. '-' 'afovoany' dia ho an'ireo fanontaniana izay afaka valina amin'ny valin-teny ... voafidy mialoha. '-' 'iva' ho an'ireo fanontaniana tsotra izay azo valina soa aman-tsara amin'ny ... alalan'ny valin-teny voafidy mialoha.
14.
For example, this question is of medium priority, and if your priority were already 'high' or 'critical', you wouldn't see this question.
2006-03-17
Ohatra, ity fanontaniana ity dia manana fialohana "afovoany", raha toa ka fialohana "avo" na "mahana" no nofidinao dia tsy nahita an'io fanontaniana io ianao.
15.
Change debconf priority
2006-03-17
Manova ny fialohan'ny debconf
16.
Continue
2006-03-17
Tohizo
17.
Go Back
2006-03-17
Miverina any ariana
18.
Yes
2006-03-17
Eny
19.
No
2006-03-17
Tsy
20.
Cancel
2006-03-17
Ajanony
24.
LTR
2006-03-17
LTR
25.
Screenshot
2006-03-17
Screenshot
26.
Screenshot saved as %s
2006-03-17
Screenshot raketina ho %s
27.
!! ERROR: %s
2006-03-17
!! FAHADISOANA: %s
28.
KEYSTROKES:
2006-03-17
KEYSTROKES:
29.
Display this help message
2006-03-17
Ampisehoy ity hafatra mpanampy ity
2006-03-17
Ampisehoy ity hafatra mpanampy ity
30.
Go back to previous question
2006-03-17
Miverena amin'ilay fanontaniana teo aloha
31.
Select an empty entry
2006-03-17
Misafidiana fidirana banga
33.
Prompt: '%c' for help>
2006-03-17
Prompt: '%c' ho an'ny fanampiana>
35.
[Press enter to continue]
2006-03-17
[Tsindrio Entrée raha hanohy]
36.
Interactive shell
2006-03-17
Interactive shell
37.
After this message, you will be running "ash", a Bourne-shell clone.
2006-03-17
Ao aorian'ity afatra ity dia mandeha "ash", karazana shell Bourn.
39.
Use the "exit" command to return to the installation menu.
2006-03-17
"exit" raha hiverina any amin'ny safidim-pametrahana.
40.
Execute a shell
2006-03-17
Mandefasa shell
42.
Are you sure you want to exit now?
2006-03-17
Hiala tokoa ve ianao ?
43.
If you have not finished the install, your system may be left in an unusable state.
2006-03-17
Raha tsy vita ny fametrahana dia mety ho kitringa ny system-nao
44.
Abort the installation
2006-03-17
Ajanony ny fametrahana
45.
Registering modules...
2006-03-17
Registering modules...
50.
Installer components to load:
2006-03-17
Singan'ny rindran'asa mpatraka izay ho fahanana:
52.
Note that if you select a component that requires others, those components will also be loaded.
2006-03-17
Tadidio fa raha mifidy singa izay miankina amin'ny singa hafa ianao dia ho voafahana avokoa izy rehetra.
53.
To save memory, only components that are certainly needed for an install are selected by default. The other installer components are not all necessary for a basic install, but you may need some of them, especially certain kernel modules, so look through the list carefully and select the components you need.
2006-03-21
Mba hitsitsina ny arika dia ny rindran'asa izay tena ilaina hanaovana fametrahana ihany no fidiana voalohany. Ireo singa hafa dia tsy ilaina firyraha hanao fametrahana tsotsotra, nefa mety ilaina ny sasany amin'izy ireo, indrindra ny "kernel modules", ka mba jereo tsara ny lisitra ary fidio an-tanana ny singa izay ilainao.
2006-03-17
Mba hitsitsina ny arika dia rindran'asa izay tena ilay hanaovana fametrahana ihany no hofidiana voalohany.
54.
Loading additional components
2006-03-21
Maka ny singa fanampiny
2006-03-17
Maka ny rindran'asa fanampiny
55.
Retrieving ${PACKAGE}
2006-03-17
Mandray ny ${PACKAGE}
57.
Failed to load installer component
2006-03-17
Tsy nahomby ny fametrahana ny rindran'asa
58.
Loading ${PACKAGE} failed for unknown reasons. Aborting.
2006-03-17
Tsy voafahana ${PACKAGE} noho ny antony tsy fantatra. Miala.
59.
Continue the install without loading kernel modules?
2006-03-17
Manohy ny fametraha tsy miaraka amin'ny module an'ny kernel?
60.
No kernel modules were found. This probably is due to a mismatch between the kernel used by this version of the installer and the kernel version available in the archive.
2006-03-17
Tsy nahita module.