Translations by Thierry Randrianiriana
Thierry Randrianiriana has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.
1. |
Image/label border
|
|
2006-08-25 |
Sisin'ny sary/mari-tsoratra
|
|
2. |
Width of border around the label and image in the alert dialog
|
|
2006-08-25 |
Ny sakan'ny sisin'ny mari-tsoratra sy ny sary anatin'ny takelakakelin'ny filazana
|
|
3. |
Alert Type
|
|
2006-08-25 |
karazam-pilazana
|
|
4. |
The type of alert
|
|
2006-08-25 |
Ny karazan'ny filazana
|
|
5. |
Alert Buttons
|
|
2006-08-25 |
Tsindrin'ny filazana
|
|
6. |
The buttons shown in the alert dialog
|
|
2006-08-25 |
Ireo tsindry miseho eo amin'ny takelakakelin'ny filazana
|
|
7. |
Show more _details
|
|
2006-08-25 |
Asehoy amin'ny _antsipiriany
|
|
8. |
Select Image
|
|
2006-08-25 |
Misafidiana sary
|
|
9. |
No Image
|
|
2006-08-25 |
Tsy misy sary
|
|
10. |
Images
|
|
2006-08-25 |
Sary
|
|
11. |
All Files
|
|
2006-08-25 |
Ireo akitra rehetra
|
|
12. |
There was an error while trying to get the addressbook information
Evolution Data Server can't handle the protocol
|
|
2006-08-25 |
Nnisy olana teo am-panandramana maka ny lazan'ny bokin'adiresy
Tsy raisin'ny Evolution Data Server an-tànana io firesaka io
|
|
13. |
Unable to open address book
|
|
2006-08-25 |
Tsy mety mahasokatra ny bokin'adiresy
|
|
14. |
Unknown login ID, the user database might be corrupted
|
|
2006-08-25 |
ID'ny fidirana tsy fantatra. Mety simba angamba ny soratra fototry ny mpampiasa.
|
|
15. |
About %s
|
|
2006-08-25 |
Momba ny %s
|
|
16. |
About Me
|
|
2006-08-25 |
Momba izaho
|
|
17. |
Set your personal information
|
|
2006-08-25 |
Anoratana ny mombamomba anao
|
|
18. |
<b>Email</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Mailaka</b>
|
|
19. |
<b>Home</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Fandraisana</b>
|
|
20. |
<b>Instant Messaging</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Fifandraisana eo no eo</b>
|
|
21. |
<b>Job</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Asa</b>
|
|
22. |
<b>Telephone</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Telefaonina</b>
|
|
23. |
<b>Web</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Tranonkala</b>
|
|
24. |
<b>Work</b>
|
|
2006-08-25 |
<b>Toeram-piasana</b>
|
|
26. |
A_IM/iChat:
|
|
2006-08-25 |
A_IM/iChat:
|
|
27. |
A_ddress:
|
|
2006-08-25 |
A_diresy:
|
|
28. |
A_ssistant:
|
|
2006-08-25 |
_Mpanampy:
|
|
29. |
Address
|
|
2006-08-25 |
Adiresy
|
|
30. |
C_ity:
|
|
2006-08-25 |
_Tanàna:
|
|
31. |
C_ompany:
|
|
2006-08-25 |
_Orinasa:
|
|
32. |
Cale_ndar:
|
|
2006-08-25 |
_Kalandrie:
|
|
33. |
Change Passwo_rd...
|
|
2006-08-25 |
Hanova _teny fanalahidy...
|
|
36. |
Ci_ty:
|
|
2006-08-25 |
_Tanàna:
|
|
37. |
Co_untry:
|
|
2006-08-25 |
_Firenena:
|
|
38. |
Contact
|
|
2006-08-25 |
Ny mety ahazoana anao
|
|
39. |
Cou_ntry:
|
|
2006-08-25 |
_Firenena:
|
|
41. |
Full Name
|
|
2006-08-25 |
Anarana feno
|
|
42. |
Hom_e:
|
|
2006-08-25 |
_Trano:
|
|
43. |
IC_Q:
|
|
2006-08-25 |
IC_Q:
|
|
44. |
M_SN:
|
|
2006-08-25 |
M_SN:
|
|
45. |
P.O. _box:
|
|
2006-08-25 |
Laharan'ny _Boatin-taratasy:
|
|
46. |
P._O. box:
|
|
2006-08-25 |
Laharan'ny _Boatin-taratasy:
|
|
47. |
Personal Info
|
|
2006-08-25 |
Momba ny tena manokana
|
|
50. |
State/Pro_vince:
|
|
2006-08-25 |
Fanjakana/Fa_ritany:
|
|
52. |
User name:
|
|
2006-08-25 |
Anaran'ny mpampiasa:
|
|
53. |
Web _log:
|
|
2006-08-25 |
_Raki-tatitry ny tranonkala:
|
|
54. |
Wor_k:
|
|
2006-08-25 |
_Toeram-piasana:
|
|
55. |
Work _fax:
|
|
2006-08-25 |
_Fax ao amin'ny toeram-piasana:
|
|
56. |
Zip/_Postal code:
|
|
2006-08-25 |
Mari-pamantaran'ny _paositra:
|
|
57. |
_Address:
|
|
2006-08-25 |
_Adiresy:
|