Browsing Malagasy translation

2 of 43 results
2.
At the heart of Ubuntu’s philosophy is a belief that computing is for everyone. With advanced accessibility tools and options like your preferred color scheme, text size, and language, Ubuntu is for anyone. Whoever you are, and wherever you are.
type: Content of: <div><div><div><p>
Ao am-pon'ny filozofian'i Ubuntu dia ny finoana fa ny solosaina dia ho an'ny rehetra. Miaraka amin'ireo fitaovana mivoatra sy safidy ohatran'ny loko tena tiana, halehiben'ny soratra, sy fiteny, Ubuntu dia ho an'ny rehetra. Na iza na iza ianao, Na aiza na aiza ianao.
Translated and reviewed by Mariot Tsitoara
Located in slideshows/oem-config-ubuntu/slides/accessibility.html:8
2 of 43 results

This translation is managed by Ubuntu Malagasy Translators, assigned by Ubuntu Translators.

You are not logged in. Please log in to work on translations.