Translations by Philibert ANDRINIRINIAIMALAZA

Philibert ANDRINIRINIAIMALAZA has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

19 of 9 results
1.
Monitor Resolution Settings has detected that the virtual resolution must be set in your configuration file in order to apply your settings. Would you like Screen Resolution to set the virtual resolution for you? (Recommended)
2016-06-26
Ny fandrindran'ny fisehoan'ny monitera dia nahatsikaritra fa ny fisehoan'ny virtoaly dia tsy maintsy apetraka any amin'ny raki-panafahana mba hahafahana mampihatra ny fandrindrana.
2.
Could not connect to Monitor Resolution Settings DBUS service.
2016-06-26
Tsy afaka mifandray amin'ny fandrindran'ny fisehaon'ny monitera ny atrik'asa DBUS.
3.
Please log out and log back in again. You will then be able to use Monitor Resolution Settings to setup your monitors
2016-06-26
Iangaviana hivoaka ary midira indray avy eo. Ianao dia afaka mampiasa ny fandrindran'ny fisehaon'ny monitera mba hampirindra ny moniteranao
4.
Monitor Resolution Settings can't apply your settings.
2016-06-26
Ny fandrindran'ny fisehaon'ny monitera dia tsy afaka ny hampihatra io fandrindrànao io
5.
Monitor Resolution Settings
2016-06-26
fandrindran'ny fisehaon'ny monitera
6.
Change Screen Resolution Configuration
2016-06-26
Ovay ny fandrindran'ny fisehaon'ny efijery
7.
Change the effect of Ctrl+Alt+Backspace
2016-06-26
Ovay ny fiatraikan'ny Ctrl+Alt+Backspace
8.
Changing the Screen Resolution configuration requires privileges.
2016-06-26
Ny fiovan'ny fandrindran'ny fisehaon'ny efijery dia mitaky tombotsoa
9.
Changing the effect of Ctrl+Alt+Backspace requires privileges.
2016-06-26
Ny Fanoloana ny fiatraikan'ny Ctrl+Alt+Backspace dia mitaky tombotsoa