Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 148 results
~
Delete profile "%s"?
2006-09-04
Fafàna ny profil "%s"?
~
Edit GNOME Audio Profiles
2006-09-04
Hanova profil audio GNOME
~
Delete this profile?
Delete these %d profiles?
2006-09-04
Fafàna io profil io?
~
_Edit
2006-09-04
_Fanovana
~
Delete Profile
2006-09-04
Fafào io profil io
~
<no name>
2006-09-04
<tsy misy anarana>
~
Voice, Lossless
2006-09-04
Feon'olona, Tsy misy very
~
Voice, Lossy
2006-09-04
Feon'olona, Misy very
~
There was an error displaying help: %s
2006-09-04
Nisy olana teo am-panehoana ny toro-làlana: %s
~
Used for converting to CD-quality audio, but with a lossy compression codec. Use this for CD extraction and radio recordings.
2006-09-04
Entina amadihana ny feo mba hanaraka kalitao CD amin'ny alalana codec famintinana manary. Io ampiasaina rehefa haka hira tanaty CD sy handraikitra feon'onjam-peo.
~
There was an error subscribing to notification of audio profile list changes. (%s)
2006-09-04
Nisy olana teo am-panekena ny fampahafantarana ireo fanovana natao tamin'ny lisitry ny profil audio. (%s)
~
There was an error getting the list of gm_audio profiles. (%s)
2006-09-04
Nisy olana teo am-pakana ny lisitr'ireo profil gm_audio. (%s)
~
<no description>
2006-09-04
<tsy misy fanoritsoritana>
~
List of profiles
2006-09-04
Lisitra profil
~
_Profile name:
2006-09-04
Anaran'ilay _profil:
~
Used for converting to lossy voice-quality audio. Use this for recording speech that doesn't need to be edited.
2006-09-04
Entina hamadihana ny feo hanaraka kalitaom-peo misy very. Io ampiasaina rehefa handraikitra feon'olona tsy mila fanovana.
~
Used for converting to lossless voice-quality audio. Use this for recording and editing speech.
2006-09-04
Entina mamadika ny feo hanaraka kalitaom-peo tsy misy very. Io ampiasaina rehefa handraikitra sy hanova feon'olona.
~
A description for the audio profile
2006-09-04
Fanoritsoritana ho an'ny profil audio
~
Used for converting to CD-quality audio, but with a lossless compression codec. Use this if you later want to edit the file or burn it to CD.
2006-09-04
Entina amadihana ny feo mba hanaraka kalitao CD amin'ny alalana codec famintinana tsy manary. Io ampiasaina raha te hanova ilay rakitra na hisokitra azy amin'ny kapila ianao any aoriana any.
~
The partial GStreamer pipeline used
2006-09-04
Ny ampaham-pantsombe GStreamer ampiasaina
~
The default file extension for this profile
2006-09-04
Ny tovan-drakitra fampiasa ho an'io profil io
~
A description of the profile, containing more information and describing when to use this profile.
2006-09-04
Fanoritsoritana ilay profil, izay ahitana laza bebe kokoa ary milazalaza ny fotoana ampiasana io profil io.
~
List of audio recording profiles. The list contains strings naming subdirectories relative to /system/gstreamer/@GST_MAJORMINOR@/audio/profiles.
2006-09-04
Lisitra misy ireo profiln'ny fandraiketana feo. Ahitana laha-daza manome anarana zana-dahatahiry mifandraika amin'ny /system/gstreamer/@GST_MAJORMINOR@/audio/profiles io lisitra io.
~
CD Quality, Lossy
2006-09-04
Kalitao CD, Misy very
~
CD Quality, Lossless
2006-09-04
Kalitao CD, Tsy misy very
~
A short name for the audio profile, to be used in selections and uniquely identifying the profile.
2006-09-04
Anarana fohy ho an'ilay profil, natao hampiasaina amin'ny famaritana sy hamantarana ilay profil fotsiny.
~
A short name for the audio profile
2006-09-04
Anarana fohy ho an'ilay profil audio
~
A partial GStreamer pipeline to use for this profile.
2006-09-04
Ampaham-pantsombe GStreamer ampiasaina amin'io profil io.
~
A filename extension to be used when storing files encoded with this profile.
2006-09-04
Tovan'anaran-drakitra ampiasaina rehefa mandraikitra rakitra voafango amin'io profil io.
~
There was an error forgetting profile path %s. (%s)
2006-09-04
Nisy olana teo am-panadinoana ny sori-dàlan'ny profil %s. (%s)
~
Stop
2006-09-04
Mijanona
~
_Create
2006-09-04
_Hamorona
~
_Active?
2006-09-04
_Miasa?
~
New Profile
2006-09-04
Profil vaovao
~
Edit Audio Profile
2006-09-04
Hanova ny profil audio
~
The file "%s" is missing. This indicates that the application is installed incorrectly, so the dialog can't be displayed.
2006-09-04
Tsy ao ny rakitra "%s". Tsy voapetra araka ny tokony ho izy izany ilay rindranasa, noho izany tsy afaka aseho ilay takila.s
~
GConf Error (FIXME): %s
2006-09-04
Tsy fetezana GConf (FIXME): %s
~
Editing profile "%s"
2006-09-04
Manova ny profil "%s"
~
You already have a profile called "%s"
2006-09-04
Efa manana profil antsoina hoe "%s" ianao
~
_Profiles:
2006-09-04
_Profil:
1.
Record sound clips
2006-09-04
Mandraikitra sombim-peo
2.
Sound Recorder
2006-09-04
Mpandraikitra sombim-peo
10.
Open a File
2006-09-04
Hanokatra rakitra
11.
Unable to load file: %s
2006-09-04
Tsy afaka maka ny rakitra: %s
12.
Ready
2006-09-04
Vonona
13.
_Replace
2006-09-04
_Soloy
14.
A file named "%s" already exists. Do you want to replace it with the one you are saving?
2006-09-04
Efa misy rakitra mitondra ny anarana hoe "%s". Tianao soloina io rakitra raiketinao io ilay izy?
15.
Could not save the file "%s"
2006-09-04
Tsy afaka nandraikitra ny rakitra "%s"
16.
Save file as
2006-09-04
Raiketo toy izao
17.
%s is not installed in the path.
2006-09-04
Tsy voapetraka anatin'ilay sori-dàlana ny %s.