Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 95 results
~
_Image Collection
2006-08-28
_Amboaran-tsary
~
Eye of GNOME Preferences
2006-08-28
Safidy manokan'ny Eye of GNOME
~
_Switch image after:
2006-08-28
_Ovay ny sary afaka:
~
seconds
2006-08-28
segaondra
~
All Files
2006-08-28
Ireo rakitra rehetra
~
All Images
2006-08-28
Ireo sary rehetra
~
Could not display help for Eye of GNOME
2006-08-28
Tsy afaka naneho ny toro-làlan'ny Eye of GNOME
~
This program is free software; you can redistribute it and/or modify it under the terms of the GNU General Public License as published by the Free Software Foundation; either version 2 of the License, or (at your option) any later version.
2006-08-28
Maimaimpoana ity rindran'asa ity. Azonao zaraina ary/na ovaina mifanaraka amin'ireo fepetra voalaza anatin'ny fahazoan-dàlana ho an'ny besinimaro GNU izay navoakan'ny Free Software Foundation io rindran'asa io, na ilay kinova faha 2, na izay kinova taty afara (araka ny safidinao).
~
This program is distributed in the hope that it will be useful, but WITHOUT ANY WARRANTY; without even the implied warranty of MERCHANTABILITY or FITNESS FOR A PARTICULAR PURPOSE. See the GNU General Public License for more details.
2006-08-28
Ity rindranasa ity dia naparitaka noho ny fiheverana fa hisy ilàna azy izy io, saingy tsy misy fiantohana izy io, na dia ilay fiantohana (tsy voalaza an-tsoratra) ny FAHALAVORARIANY HO AN'NY VAROTRA na ny FETEZANY ANAOVANA ZAVATRA aza. Vakio ilay Fahazoan-dàlana ho an'ny besinimaro GNU ahalalanao ny antsipiriany.
~
Eye of GNOME
2006-08-28
Eye of GNOME
~
_Slideshow
2006-08-28
_Diaporama
~
Preferences for Eye of GNOME
2006-08-28
Safidy manokan'ny Eye of GNOME
~
Best _Fit
2006-08-28
Ny _mety indrindra
~
Changes the visibility of the image collection pane in the current window
2006-08-28
Manova ny fahamoram-pahitan'ny takilan'ny amboaran-tsary amin'ity fikandrana ity
16.
Image Viewer
2006-08-28
Mpizaha sary
51.
Save As
2006-08-28
Raiketo toy izao
52.
Start counter at:
2006-08-28
Atomboy amin'ity ny fanisana:
53.
To:
2006-08-28
Hatramin'ny:
54.
As _background
2006-08-28
Ataovy _afara
55.
As check _pattern
2006-08-28
Ataovy _damie
56.
As custom c_olor:
2006-08-28
Ataovy _loko safidy:
60.
Color for Transparent Areas
2006-08-28
Loko ho an'ny faritra mangarahara
63.
Image View
2006-08-28
Sehon'ilay sary
75.
_Loop sequence
2006-08-28
_Ataovy miverinkodina
76.
A value greater than 0 determines the seconds an image stays on screen until the next one is shown automatically. Zero disables the automatic browsing.
2006-08-28
Ny sanda mihoatra ny 0 dia mamaritra ny fotoana (segaondra) ijanonan'ny sary iray eo amin'ny efijery mandra-panehoana ny manaraka. Ny 0 dia manatsahatra ny fizahana mandeha hoazy.
78.
Allow zoom greater than 100% initially
2006-08-28
Manaiky ny zòma mihoatra ny 100% amboalohany
81.
Delay in seconds until showing the next image
2006-08-28
Elanelam-potoana (segaondra) alohan'ny anehoana ny sary manaraka
88.
If the transparency key has the value COLOR, then this key determines the color which is used for indicating transparency.
2006-08-28
Raha toa ka COLOR ny sandan'ilay famaha fangaraharana, dia io famaha io no mamaritra ny loko ampiasaina anehoana ny fangaraharana.
90.
If this is set to FALSE small images will not be stretched to fit into the screen initially.
2006-08-28
Raha toa ka faritana ho FALSE izany, dia tsy hovelarina hameno efijery ny sary kely amin'ny voalohany.
92.
Interpolate Image
2006-08-28
Sisio ilay sary
94.
Loop through the image sequence
2006-08-28
Averimbereno ilay trangan-tsary
104.
Transparency color
2006-08-28
Loko anehoana ny mangarahara
105.
Transparency indicator
2006-08-28
Mpilaza fangaraharana
127.
%s (*.%s)
2006-08-28
%s (*.%s)
132.
Save Image
2006-08-28
Raiketo io sary io
133.
Open Folder
2006-08-28
Sokafy ny lahatahiry
134.
Transformation on unloaded image.
2006-08-28
Fanovana ny sary tsy azo.
136.
EXIF not supported for this file format.
2006-08-28
Tsy raisina an-tànana ny EXIF ho an'io lamin-drakitra io.
138.
No image loaded.
2006-08-28
Tsy misy sary azo.
140.
Temporary file creation failed.
2006-08-28
Tsy nahomby ny famoronana rakitra vonjimaika.
141.
Couldn't create temporary file for saving: %s
2006-08-28
Tsy afaka namorona rakitra vonjimaika ho an'ny fandraiketana: %s
142.
Couldn't allocate memory for loading JPEG file
2006-08-28
Tsy afaka nanokana arika hakana rakitra JPEG
143.
Camera
2006-08-28
Fakantsary
144.
Image Data
2006-08-28
Datan'ilay sary
145.
Image Taking Conditions
2006-08-28
Tontolo fakana sary
147.
Maker Note
2006-08-28
Fanamarihana
148.
Other
2006-08-28
Hafa
153.
Tag
2006-08-28
Tag
154.
Value
2006-08-28
Sanda
194.
as is
2006-08-28
tahaka ny