Translations by Jaonary

Jaonary has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 228 results
5.
Arabic environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Arabo
6.
This task installs programs, data files, fonts, and documentation that makes it easier for Arabic speakers to use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindran'asa, rakitra ary fanampiana izay mety hahamora ny fampiasana an'i Debian ho an'ireo izay miteny Arabo.
7.
Arabic desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Arabo
8.
This task localises the desktop in Arabic.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Arabo.
9.
Basque desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Baska
10.
This task localises the desktop in Basque.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Baska.
11.
Belarusian environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny bielorosianina
12.
This task installs packages and documentation in Belarusian to help Belarusian speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ny fonosana sy ny fanampiana amin'ny teny bielorosianina hanampiana ireo mpampiasa an'i Debian miteny bielorosianina.
13.
Belarusian desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny bielorosianina
14.
This task localises the desktop in Belarusian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny bielorosianina
15.
Bengali environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Bengali
16.
This task installs programs, data files, fonts, and documentation that makes it easier for Bengali speakers to use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindran'asa, rakitra, tarehin-tsoratra ary fanampiana izay mety hahamora ny fampiasana an'i Debian ho an'ireo izay miteny Spanish.
17.
Bengali desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny bengali
18.
This task localises the desktop in Bengali.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Bengaly.
19.
Bosnian environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Bosnian
20.
This task installs packages and documentation in Bosnian to help Bosnian speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ny fonosana sy ny fanampiana amin'ny teny Bosnian, hanampiana ireo miteny Bosnian amin'ny fampiasana an'i Debian.
21.
Bosnian desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Bosniaka
22.
This task localises the desktop in Bosnian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Bosniaka.
23.
Brazilian Portuguese environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny portugais brezialianina
24.
This task installs programs, data files, and documentation that make it easier for Brazilian Portuguese speakers to use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindran'asa, rakitra ary fanampiana izay mety hahamoramora ny fampiasana an'i Debian, ho an'ireo Brezilianina miteny portugais.
25.
Brazilian Portuguese desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny portugais brezilianina
26.
This task localises the desktop in Brasilian Portuguese.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny portugais Brazilianina.
27.
British English environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Anglisy
28.
This task installs packages and documentation in British English to help British English speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo fonosana sy fanampiana amin'ny teny Anglisy, hanampiana ireo izany miteny Anglisy amin'ny fampiasana an'i Debian.
29.
British English desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Anglisy
30.
This task localises the desktop in British English.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Anglisy.
31.
Bulgarian environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Bolgara
32.
This task installs programs and data files that make it easier for Bulgarian speakers to use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindran'asa sy rakitra izay hahamora ny fampiasana an'i Debian ho an'ireo izay miteny Bolgara.
33.
Bulgarian desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Bolgara
34.
This task localises the desktop in Bulgarian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Bolgara
35.
Catalan environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Katalanina
36.
This task installs packages and documentation in Catalan to help Catalan speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo fonosana sy fanampiana amin'ny teny Katalanina, hanampiana ireo izany miteny Katalanina amin'ny fampiasana an'i Debian.
37.
Catalan desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Katalanina
38.
This task localises the desktop in Catalan.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Katalanina.
39.
Simplified Chinese environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Sinoa notsorina
40.
This task installs programs, data files, fonts, and documentation that make it easier for Chinese speakers to use Debian, using the simplified Chinese encoding.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindrankajy, rakitra "data", tarehin-tsoratra ary ny fanampiana mety hahamora ny fampiasana an'i Debian, ho an'ireo izay miteny Sinoa sy mampiasa ny encodage Sinoa notsorina.
41.
Simplified Chinese desktop
2008-10-02
Birao Sinoa notsorina
42.
This task localises the desktop in Simplified Chinese.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'y teny Sinoa
43.
Traditional Chinese environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Sinoa tradisionaly
44.
This task installs programs, data files, fonts, and documentation that make it easier for Chinese speakers to use Debian, using the traditional Chinese encoding.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo rindran'asa, rakitra, tarehin-tsoratra ary fanampiana izay mety hahamora ny fampiasana an'i Debian, ho an'ireo izay miteny Sinoa sy mampiasa "encodage" Sinoa tradisionaly.
45.
Traditional Chinese desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Sinoa tradisionaly
46.
This task localises the desktop in Traditional Chinese.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny sinoa tradisionaly
47.
Croatian environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Kroaty
48.
This task installs packages and documentation in Croatian to help Croatian speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ireo fonosana sy fanampiana amin'ny teny Kroaty, hanampiana ireo izany miteny Kroaty amin'ny fampiasana an'i Debian.
49.
Croatian desktop
2008-10-02
Birao amin'ny teny Kroaty
50.
This task localises the desktop in Croatian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mamaritra ny birao amin'ny teny Kroaty.
51.
Cyrillic environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Sirilika
53.
Cyrillic desktop
2008-10-02
Birao Sililika
55.
Czech environment
2008-10-02
Tontolo fiasana amin'ny teny Tseky
56.
This task installs packages and documentation in Czech to help Czech speaking people use Debian.
2008-10-02
Ity asa ity dia mametraka ny fonosana sy ny fanampiana amin'ny teny Tseky, hanampiana ireo izay miteny Tseky amin'ny fampiasana an'i Debian.