Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 324 results
~
There was a problem with the command for this terminal: %s
2006-08-26
Nahitana olana ny baikon'io terminal io: %s
~
There was an error displaying help: %s
2006-08-26
Nisy olana teo am-panehoana ny toro-làlana: %s
1.
Terminal
2006-08-26
Terminal
2.
Use the command line
2006-08-26
Hampiasa ny lazam-baiko
10.
A_vailable encodings:
2006-08-26
Fanafangoana _misy:
11.
Add or Remove Terminal Encodings
2006-08-26
Ampidiro na esory ireo fanafangoan'ny terminal
12.
E_ncodings shown in menu:
2006-08-26
_Fanafangoana miseho anatin'ny tolotra:
13.
A subset of possible encodings are presented in the Encoding submenu. This is a list of encodings to appear there. The special encoding name "current" means to display the encoding of the current locale.
2006-08-26
Misy zanak'amboaram-panafangoana maromaro aseho anatin'ny zana-tolotry ny Fanafangoana. Ireto ireo fanafangoana hiseho ao. Ilay anaram-pamfangoana manokana "izao" dia midika hoe mampiseho ny fanafangoan'ny toerana ampiasaina izao.
14.
A value between 0.0 and 1.0 indicating how much to darken the background image. 0.0 means no darkness, 1.0 means fully dark. In the current implementation, there are only two levels of darkness possible, so the setting behaves as a boolean, where 0.0 disables the darkening effect.
2006-08-26
Sanda anatin'ny 0.0 sy 1.0 mamaritra ny hamatroky ny sary afara. Tsy matroka izy raha 0.0 ilay sanda; matroka tanteraka raha toa ka 1.0 izany. Roa ihany ny dingam-pahamatrohana misy anatin'ity fametrahana ity. Manaraka fiasa boleanina ilay fandrindrana izany, ka ny 0.0 dia manafoana ilay fanamtrohana.
15.
Accelerator key to detach current tab. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
2006-08-26
Kitendry mpanafaingana hanatsoahana ity vakizoro ity, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
16.
Accelerator key to move the current tab to the left. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
2006-08-26
Kitendry mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavia, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
17.
Accelerator key to move the current tab to the right. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keybinding for this action.
2006-08-26
Kitendry mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavanana, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
18.
Accelerator to detach current tab.
2006-08-26
Mpanafaingana hanatsoahana ity vakizoro ity.
19.
Accelerator to move the current tab to the left.
2006-08-26
Mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavia.
20.
Accelerator to move the current tab to the right.
2006-08-26
Mpanafaingana hamindrana ity vakizoro ity eo ankavanana.
21.
An Pango font name. Examples are "Sans 12" or "Monospace Bold 14".
2006-08-26
Anaran'endri-tsoratra Pango. Ohatra amin'izany ny "Sans 12" na ny "Monospace Bold 14".
22.
Background image
2006-08-26
Sary afara
23.
Background type
2006-08-26
Karazan'afara
24.
Characters that are considered "part of a word"
2006-08-26
Marika raisina toy ny "ampahan-teny iray"
25.
Custom command to use instead of the shell
2006-08-26
Baiko safidy ampiasaina amin'ny toeran'ny akora
26.
Default
2006-08-26
Tsotra
27.
Default color of terminal background
2006-08-26
Loko tsotran'ny afaran'ny terminal
28.
Default color of terminal background, as a color specification (can be HTML-style hex digits, or a color name such as "red").
2006-08-26
Famaritana ny loko tsotran'ny afaran'ny terminal (mety ho hexadecimal tahaka ny amin'ny HTML na anaran-doko toy ny "mena").
29.
Default color of text in the terminal
2006-08-26
Loko tsotran'ny soratra amin'ilay terminal
30.
Default color of text in the terminal, as a color specification (can be HTML-style hex digits, or a color name such as "red").
2006-08-26
Famaritana ny loko tsotran'ny soratra amin'ilay terminal (mety ho hexadecimal tahaka ny amin'ny HTML na anaran-doko toy ny "mena").
31.
Effect of the Backspace key
2006-08-26
Vokatry fanindriana ny kitendry Miverina
32.
Effect of the Delete key
2006-08-26
Vokatry ny fanindriana ny kitendry Mamafa
33.
Filename of a background image.
2006-08-26
Anaran-drakitry ny sary afara.
34.
Font
2006-08-26
Endri-tsoratra
35.
Highlight S/Key challenges
2006-08-26
Manasongadina ny challengen'ny S/Key
36.
How much to darken the background image
2006-08-26
Famaritana ny hamatroky ny sary afara
37.
Human-readable name of the profile
2006-08-26
Anaran'ilay profil azon'ny olona vakiana
38.
Human-readable name of the profile.
2006-08-26
Anaran'ilay profil azon'ny olona vakiana.
39.
Icon for terminal window
2006-08-26
Kisary ho an'ny fikandran'ny terminal
40.
Icon to use for tabs/windows containing this profile.
2006-08-26
Kisary ho an'ny vakizoro/fikandrana ahitana io profil io.
41.
If the application in the terminal sets the title (most typically people have their shell set up to do this), the dynamically-set title can erase the configured title, go before it, go after it, or replace it. The possible values are "replace", "before", "after", and "ignore".
2006-08-26
Raha toa ka ilay rindranasa ao amin'ilay terminal no mamaritra ny lohateny (ny akora mazana no voakirakira hanao izany), dia afaka mamafa, mankeo aloha, mankao afara, na misolo ilay lohateny misoratra io lohateny faritana io. "replace", "before", "after", and "ignore" no sanda mety ampiasaina.
42.
If true, allow applications in the terminal to make text boldface.
2006-08-26
Raha marina, dia avelao hatevina ny endri-tsoratra ny rindranasa anatin'ny terminal.
43.
If true, don't make a noise when applications send the escape sequence for the terminal bell.
2006-08-26
Raha marina, dia aza mamoaka feo rehefa mampaneno ny feon'ny terminal amin'ny alalan'ny Echap misesisesy ny rindranasa.
44.
If true, pressing a key jumps the scrollbar to the bottom.
2006-08-26
Raha marina, dia mampitsambikina ny scrollbar eny ambany ny fanindriana kitendry iray.
45.
If true, scroll the background image with the foreground text; if false, keep the image in a fixed position and scroll the text above it.
2006-08-26
Raha marina, dia mampiaka-midina ny sary miaraka amin'ny soratra eo anoloana. Raha diso, dia ny soratra eo ambonin'ilay sary fotsiny no miaka-midina .
47.
If true, the command inside the terminal will be launched as a login shell. (argv[0] will have a hyphen in front of it.)
2006-08-26
Raha marina, dia halefa toy ny akoram-pidirana ny baiko anatin'ilay terminal. (hisy tsipi-panohizana eo alohan'ny argv[0].)
48.
If true, the system login records utmp and wtmp will be updated when the command inside the terminal is launched.
2006-08-26
Raha marina, dia havaozina ny lazam-pidirana utmp sy wtmp rehefa alefa ny baiko anatin'ilay terminal.
49.
If true, the terminal will use the desktop-global standard font if it's monospace (and the most similar font it can come up with otherwise).
2006-08-26
Raha marina, dia ny endri-tsoratra tsotran'ny desktop-global no hampiasain'ilay terminal raha toa monospace ilay izy (izay endri-tsoratra mitovy kokoa amin'ny raha tsy misy izany).
50.
If true, the theme color scheme used for text entry boxes will be used for the terminal, instead of colors provided by the user.
2006-08-26
Raha marina, dia ny amboaran-dokon'endrika ampiasaina amin'ny takilam-pari-tsoratra no ampiasaina amin'ilay terminal, fa tsy izay loko lazain'ny mpampiasa.
51.
If true, the value of the custom_command setting will be used in place of running a shell.
2006-08-26
Raha marina, dia ny sandan'ny fandrindran'ny custom_command no ampiasaina, fa tsy ilay akora mandeha.
52.
If true, whenever there's new output the terminal will scroll to the bottom.
2006-08-26
Raha marina, dia maneho izay voasoratra eny ambany ilay terminal isaka ny misy laza vaovao.
53.
Keyboard shortcut key for bringing up the dialog for profile creation. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keyboard shortcut for this action.
2006-08-26
Kitendry hitsin-dàlana fiantsoana ny takila famoronana profil, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
54.
Keyboard shortcut key for closing a tab. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keyboard shortcut for this action.
2006-08-26
Kitendry hitsin-dàlana fanidiana vakizoro, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
55.
Keyboard shortcut key for closing a window. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keyboard shortcut for this action.
2006-08-26
Kitendry hitsin-dàlana fanidiana fikandrana, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.
56.
Keyboard shortcut key for copying selected text to the clipboard. Expressed as a string in the same format used for GTK+ resource files. If you set the option to the special string "disabled", then there will be no keyboard shortcut for this action.
2006-08-26
Kitendry hitsin-dàlana fandikana ny lahabolana voafaritra anatin'ny fanindri-taratasy, izay voalaza amin'ny endri-daha-daza manana lamina mitovy amin'ny ampiasaina amin'ny rakitra ressource GTK+. Raha toa ka ataonao ilay laha-daza manokana "disabled" ilay safidy, dia tsy hisy fitambaran-kitendry ho an'io asa io.