Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 655 results
~
<b>Warning:</b> Incorrect settings could prevent the X server from restarting. Changes to these settings will not take effect until GDM is restarted.
2006-08-28
<b>Fampilazana:</b> Mety misakana ny mpizara X tsy miverina mandeha ny fandrindrana diso. Tsy hihatra ireo fanovana natao tamin'io fandrindrana io raha tsy averina alefa ny GDM.
~
Color depth:
2006-08-28
Halalin'ny loko:
~
No servers were defined in the configuration file and XDMCP was disabled. This can only be a configuration error. GDM has started a single server for you. You should log in and fix the configuration. Note that automatic and timed logins are disabled now.
2006-08-28
Tsy nisy mpizara voafaritra tao anatin'ny rakitry ny fikirakirana, ka natsahatra ny XDMCP. Mety ho tsy fetezan'ny fikirakirana fotsiny izany. Nampandeha mpizara iray teo amin'ny toeranao ny GDM. Tokony hiditra amin'io ianao ary mamaha izany tsy fetezan'ny kirakira izany. Marihina fa natsahatra ny fidirana hoazy sy fidirana manara-potoana.
~
Master halting...
2006-08-28
Fanajanona ny rafitra manontolo...
~
Enable _Timed Login
2006-08-28
Alefaso ny fidirana _manara-potoana
~
Select Theme Archive
2006-08-28
Misafidiana arsivan'endrika
~
%s: Can't open fifo!
2006-08-28
%s: Tsy mahasokatra ny fifo!
~
Already logged in
2006-08-28
Efa tafiditra
~
Maximum indirect w_ait time:
2006-08-28
Fotoana fian_drasana tsy mivantana ela indrindra:
~
-r display
2006-08-28
-r seho
~
A_pply User Changes
2006-08-28
_Ampiharo ireo fanovan'ny mpampiasa
~
DMX extension not present on "%s"
2006-08-28
Tsy hita amin'ny "%s" ny tovan'ny DMX
~
The system administrator is not allowed to login from this screen
2006-08-28
Tsy afaka miditra avy amin'ity efijery ity ny mpitantana ny rafitra
~
A-M|Arabic (Egypt)
2006-08-28
A-M|Teny Arabo (Ejipta)
~
Can not start fallback console
2006-08-28
Tsy nahalefa ny konsoly vonjy taitra
~
N-Z|Turkish
2006-08-28
N-Z|Teny Tiorka
~
Cannot run chooser
2006-08-28
Tsy mahalefa ny mpisafidy
~
A-M|German (Switzerland)
2006-08-28
A-M|Teny Alemana (Soisa)
~
%s: Priority out of bounds; changed to %d
2006-08-28
%s: Tsy mety ny fialovana. Novaina ho %d
~
%s: Can't find the GDM user '%s'. Aborting!
2006-08-28
%s: Tsy mety mahita ny mpampiasa GDM '%s'. Hijanona!
~
_Logins are handled by this computer
2006-08-28
Raisin'ity solosaina ity an-tànana ny session misy fidirana
~
Just For _This Session
2006-08-28
Mandritra _ity session ity fotsiny
~
You do not seem to be logged in on the console
2006-08-28
Toa tsy tafiditra amin'ilay konsoly ianao
~
N-Z|Walloon
2006-08-28
N-Z|Teny Wallon
~
%s: Could not setup environment for %s. Aborting.
2006-08-28
%s: Tsy nahakirakira ny tontolo ho an'ny %s. Hijanona.
~
The system administrator has disabled access to the system temporarily.
2006-08-28
Natsahatry ny mpitantana mandritra ny fotoana voafetra ny fampiasana ny rafitra.
~
Failed to restart self
2006-08-28
Tsy nahomby ny fandefasany ny tenany
~
%s: Logdir %s does not exist or isn't a directory. Using ServAuthDir %s.
2006-08-28
%s: Tsy misy na koa tsy laha-tahiry ny Logdir %s. ServAuthDir %s no ampiasaina.
~
%s: fork () failed!
2006-08-28
%s: tsy nahomby ny fork ()!
~
%s: Cannot start greeter trying default: %s
2006-08-28
%s: Tsy mahalefa ny teny fandraisana. Manandrana mandefa ilay tsotra: %s
~
%s: Authdir %s is not a directory. Aborting.
2006-08-28
%s: Tsy laha-tahiry ny Authdir %s. Hijanona.
~
%s: Server was to be spawned by uid %d but that user doesn't exist
2006-08-28
%s: Ny uid %d no tokony nandefa ny mpizara, nefa tsy misy io mpampiasa
~
_Last session
2006-08-28
Session _farany
~
Probe the network
2006-08-28
Mizaha ny rezo
~
Perhaps your .Xauthority file is not set up correctly.
2006-08-28
Tsy nety angamba ny nikirakirana ny rakitra .Xauthority-nao.
~
N-Z|Vietnamese
2006-08-28
N-Z|Teny Vietnamianina
~
An error occurred while trying to contact the login screens. Not all updates may have taken effect.
2006-08-28
Nisy olana teo am-panandramana mifandray amin'ny efijerin'ny fidirana. Tsy ireo fanavaozana rehetra no mety nihatra.
~
N-Z|Russian
2006-08-28
N-Z|Teny Rosianina
~
You are already logged in. You can log in anyway, return to your previous login session, or abort this login
2006-08-28
Efa tafiditra ianao. Afaka miditra ihany anefa ianao, na miverina amin'ny session-nao teo aloha, na manajanona ity fidirana ity
~
_VT:
2006-08-28
_VT:
~
Server busy, will sleep.
2006-08-28
Mbola miasa ny mpizara. Hiato kely aloha.
~
Log in as another user without logging out
2006-08-28
Avy dia hiditra amin'ny anaran'ny mpampiasa hafa fa tsy mila mivoaka aloha
~
N-Z|Yiddish
2006-08-28
N-Z|Idisa
~
A-M|Galician
2006-08-28
A-M|Teny Galicianina
~
-s sleep value (default 8)
2006-08-28
-s sandan'ny fiatoana (tsotra 8)
~
The GDM user is set to be root, but this is not allowed since it can pose a security risk. Please correct GDM configuration and restart GDM.
2006-08-28
Voafaritra ho faka ilay mpampiasa GDM, nefa tsy azo atao izany satria mety hampidi-doza ara-piarovana. Ahitsio ny kirakiran'ny GDM, dia avereno alefa GDM avy eo.
~
%s: Could not become %s. Aborting.
2006-08-28
%s: Tsy afaka niova ho %s. Hijanona.
~
A-M|English (Denmark)
2006-08-28
A-M|Teny Anglisy (Danemarka)
~
The configuration file contains an invalid command line for the login dialog, so running the default command. Please fix your configuration.
2006-08-28
Misy baiko tsy marina omena ny takelaka kelin'ny fidirana ao anatin'ilay rakitry ny fikirakirana, noho izany ny baiko tsotra no alefa. Amboary ny kirakiranao.
~
Your password has been changed but you may have to change it again. Please try again later or contact your system administrator.
2006-08-28
Voaova ny teny fanalahidinao, saingy mety mila manova azy io indray ianao. Andramo afaka kelikely na antsoy ny mpitantana ny rafitrao.