Translations by Fanomezana Rajaonarisoa

Fanomezana Rajaonarisoa has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

201250 of 265 results
318.
Add a shared path, modifies it if it already exists
2006-08-28
Mampiditra sori-dàlana iraisana; manova izany raha toa ka efa misy
319.
PATH
2006-08-28
SORI-DALANA
321.
Share this folder with other computers
2006-08-28
Mizara io lahatahiry io amin'ny solosaina sasany
322.
Allowed host/network
2006-08-28
Mpampiantrano/rezo ekena
323.
Specify hostname
2006-08-28
Farito ny anaran'ilay mpampiantrano
324.
Specify IP address
2006-08-28
Farito ny adiresy IP
325.
Specify network
2006-08-28
Farito ny rezo
326.
Configure which folders are available for your network neighborhood
2006-08-28
Farito izay lahatahiry mety ampiasaina ho an'ny fivondronan-tsolosaina
327.
File System
2006-08-28
Rafi-drakitra
328.
Do not share
2006-08-28
Aza zaraina
329.
Windows networks (SMB)
2006-08-28
Rezo Windows (SMB)
330.
Unix networks (NFS)
2006-08-28
Rezo Unix (NFS)
338.
Change system time, date, and timezone
2006-08-28
Hanova ny ora, daty, ary faitroran'ny rafitra
339.
Time and Date
2006-08-28
Daty sy ora
340.
NTP support is not installed
2006-08-28
Tsy voapetraka ny fandraisana an-tànana NTP
341.
Please install and activate NTP support in the system to enable synchronization of your local time server with internet time servers.
2006-08-28
Apetrao ary alefaso ny fandraisana an-tànana NTP ahafahana mampifanaraka ny mpizara oram-paritra amin'ny mpizara ora amin'ny Internet.
348.
Time and Date Settings
2006-08-28
Fandrindran'ny daty sy ora
349.
Administrator group can not be deleted
2006-08-28
Tsy mety fafàna ny vondron'ny mpitantana
350.
This would leave the system unusable.
2006-08-28
Hahatonga ny rafitra tsy hety ampiasaina izany.
351.
Are you sure you want to delete group "%s"?
2006-08-28
Tianao fafàna tokoa ve ny vondrona "%s"?
352.
This may leave files with invalid group ID in the filesystem.
2006-08-28
Mety hahatonga ny IDn'ny vondrona ho diso ny fanaovana izany.
353.
New group
2006-08-28
Vondrona vaovao
354.
Group '%s' Properties
2006-08-28
Toetoetran'ny vondronda '%s'
355.
Group name is empty
2006-08-28
Foana ny anaran'ilay vondrona
356.
A group name must be specified.
2006-08-28
Tsy maintsy manome anara-bondrona ianao.
357.
Group name of the administrator group user should not be modified
2006-08-28
Tsy tokony hovaina ny anaram-bondron'ny mpampiasa vondron'ny mpitantana
358.
Group name has invalid characters
2006-08-28
Misy marika tsy mety anatin'ilay anaram-bondrona
359.
Please set a valid group name consisting of a lower case letter followed by lower case letters and numbers.
2006-08-28
Mampiasà zanatsoratra iray arahan-janatsoratra sy isa ho an'ilay anaram-bondrona.
360.
Group "%s" already exists
2006-08-28
Efa misy ny vondrona "%s"
361.
Please select a different user name.
2006-08-28
Misafidiana anaram-mpampiasa hafa.
362.
Group ID of the Administrator account should not be modified
2006-08-28
Tsy tokony hovaina ny IDn'ny vondron'ny kaontin'ny mpitantana
363.
Group name
2006-08-28
Anaran'ilay vondrona
364.
Monitor system logs
2006-08-28
Manara-maso ny raki-tatitry ny rafitra
365.
Administer the system
2006-08-28
Mitantana ilay rafitra
366.
Use audio devices
2006-08-28
Mampiasà periferika audio
367.
Use CD-ROM drives
2006-08-28
Mampiasà mpanodina CD-ROM
368.
Use modems
2006-08-28
Mampiasà modem
369.
Connect to Internet using a modem
2006-08-28
Hifandray amin'ny Internet amin'ny alalana modem
370.
Send and receive faxes
2006-08-28
Mandefa sy mandray fax
372.
Use floppy drives
2006-08-28
Mampiasà zana-kapila
375.
Access external storage devices automatically
2006-08-28
Avy dia sokafy ny periferika fitahirizana ivelany
378.
Use scanners
2006-08-28
Mampiasà scanner
379.
Use tape drives
2006-08-28
Mampiasà mpanodina horonam-peo
382.
Be able to get administrator privileges
2006-08-28
Afaka mahazo tombontsoa manokan'ny mpitantana
383.
Add or remove users and groups
2006-08-28
Hampiditra na hanesotra mpampiasa sy vondrona
384.
Users and Groups
2006-08-28
Mpampiasa sy vondrona
386.
Are you sure you want to delete account "%s"?
2006-08-28
Tianao fafàna tokoa ve ny kaonty "%s"?
387.
This will disable this user's access to the system without deleting the user's home directory.
2006-08-28
Hanatsahatra ny fahazoan'ity mpampiasa ity mampiasa ny rafitra nefa tsy mamafa ny lahatahirin'ny fandraisany ny fanaovana izany.
389.
New user account
2006-08-28
Kaontin'ny mpampiasa vaovao
390.
Account '%s' Properties
2006-08-28
Toetoetran'ny kaonty '%s'