Translations by Gisamainty
Gisamainty has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.
150 of 99 results
I don't want to connect to a wi-fi network right now
2017-07-30
Tsy tia hifandray amin'ny tambazotra wi-fi aho izao dia izao
4.
Connected.
2017-07-30
Mitohy.
9.
You can try ${RELEASE} without making any changes to your computer, directly from this ${MEDIUM}.
2017-07-30
Afaka manandrana an'ny ${RELEASE} mivantana avy amin'ny ${MEDIUM} ianao, tsy ho voakitika amin'izany anefa ny ao amin'ny solosainao.
10.
Or if you're ready, you can install ${RELEASE} alongside (or instead of) your current operating system. This shouldn't take too long.
2017-07-30
Na raha ohatra ianao ka vonona, afaka apetranao mifanila (na manolo mihintsy) ny OS anao amin'izao fotoana i ${RELEASE}. Tsy haharitra ela izany.
13.
You may wish to read the release notes or update this installer.
2017-07-30
Raha maniry ianao dia afaka mamaky ny naoty famoahana na fanavaozana ity fametrahana ity.
14.
You may wish to read the release notes.
2017-07-30
Raha maniry ianao dia afaka mamaky ny naoty famoahana.
15.
You may wish to update this installer.
2017-07-30
Raha maniry ianao dia afaka mamaky ny fanavaozana ity fametrahana ity.
27.
2017-07-30
32.
2017-07-30
2017-07-30
35.
Confirm your password:
2017-07-30
Hamarino ny teny miafinao
41.
May not start or end with a dot, or contain the sequence "..".
2017-07-30
Tsy mahazo manomboka na miafarana amin'ny teboka, na misy "..".
49.
Log in automatically
2017-07-30
Miditra ho azy
50.
Require my password to log in
2017-07-30
Mitaky tenimiafinako raha hiditra
53.
Where would you like to install Kubuntu?
2017-07-30
Aiza no tianao hametrahana an'i Kubuntu?
64.
Cancel the installation.
2017-07-30
Foanana ny fametrahana.
65.
This may leave your computer unable to boot.
2017-07-30
Mety hamela ny solosainanao tsy hety anomboka izany.
71.
Shutdown Now
2017-07-30
Pihana
75.
_Screen Reader
2017-07-30
_Famakiana Efijery
82.
Revert
2017-07-30
Hiverina
102.
Installation has finished. You can continue testing ${RELEASE} now, but until you restart the computer, any changes you make or documents you save will not be preserved.
2017-07-30
Vita ny fametrahana. Afaka mbola tohizanao izao ny fitsapana ny ${RELEASE}, kanefa mandra-pamelomanao ny solosaina indray mandeha dia tsy ho voatazona ny fanovana na ny atotan-taratasy nataonao.
105.
Connect
2017-07-30
Hifandray
107.
Continue in UEFI mode
2017-07-30
Tohizana amin'ny fomba UEFI
110.
Installing system
2017-07-30
Mametraka ny rafitra
113.
Almost finished copying files...
2017-07-30
Efa ho vita ny fanaovana dika mitovy ny fisie...
114.
Installation Failed
2017-07-30
Tsy nahomby ny fametrahana
124.
Configuring apt...
2017-07-30
Ampiendrehina ny apt...
128.
Configuring hardware...
2017-07-30
Ampiendrehina ny fitaovana...
133.
Saving installed packages...
2017-07-30
Avotana ireo fonosana efa voapetraka...
134.
Restoring previously installed packages...
2017-07-30
Mamerina amin'ny toerany ireo fonosana vao napetraka teo aloha...
135.
Installing additional packages...
2017-07-30
Mametraka ireo fonosana fanampiny...
136.
Checking for packages to install...
2017-07-30
fanamarinana ireo fonosana hapetraka...
137.
Removing extra packages...
2017-07-30
Manala ny fonosana fanampiny...
138.
Checking for packages to remove...
2017-07-30
Fanamarinana ireo fonosana ho esorina...
142.
Error installing ${PACKAGE}
2017-07-30
tsy nety ny fametrahana ny fonosana ${PACKAGE}
143.
Error removing ${PACKAGE}
2017-07-30
Tsy nety ny fanesorana ny fonosana ${PACKAGE}
144.
Error while installing packages
2017-07-30
Misy fahadisoana teo amin'ny nametraka ny fonosana
145.
An error occurred while installing packages:
2017-07-30
Nisy fahadisoana nitranga tamin'ny nametrahana ireo fonosana
146.
The following packages are in a broken state:
2017-07-30
Ireto fonosana manaraka ireto dia potika:
148.
Error while removing packages
2017-07-30
Misy fahadisoana tamin'ny fanalana ireo fonosana
149.
An error occurred while removing packages:
2017-07-30
Nisy fahadisoana nitranga tamin'ny fanesorana ireo fonosana
160.
Installing language packs
2017-07-30
Mametraka ireo fonosana misy ny fiteny
178.
User Info
2017-07-30
Mombamomba ny mpampiasa ny solosaina
179.
installation process
2017-07-30
Dingan'ny fametrahana
181.
Reading package information
2017-07-30
Mamaky ny mombamomba ny fonosana
188.
USB disk
2017-07-30
Kapila USB
189.
CD
2017-07-30
Kapila CD
190.
Please choose the language to use for the install process. This language will be the default language for this computer.
2017-07-30
Safidio ny fiteny hampiasana mandritra ny dingana fametrahana. Io fiteny io no fiteny ho ampiasain'ito solosaina ito.
192.
Installation failed
2017-07-30
tsy nahomby ny fametrahana
198.
Display password
2017-07-30
Asehoy ny teny miafina