Translations by Mariot Tsitoara

Mariot Tsitoara has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

150 of 128 results
2.
Choose the next step in the install process:
2011-06-21
Fidio ny dingana manaraka amin'ny fanantanterahana ny fametrahana:
4.
An installation step failed. You can try to run the failing item again from the menu, or skip it and choose something else. The failing step is: ${ITEM}
2011-06-21
Nisy dingana fametrahana tsy nahomby. Afaka mamerina izay tsy nety ianao amin'ny alalan'ny reni-tsafidy, na dingano izany dia misafidia zavatra hafa. Ny dingana tsy nahomby dia: ${ITEM}
13.
You can select the lowest priority of question you want to see: - 'critical' is for items that will probably break the system without user intervention. - 'high' is for items that don't have reasonable defaults. - 'medium' is for normal items that have reasonable defaults. - 'low' is for trivial items that have defaults that will work in the vast majority of cases.
2011-06-21
Afaka misafidy ny fialohan'ny fanontaniana ambany indrindra izay ho apetraka ianao: '-' 'mahana' dia mikasika ireo zavatra mety hanimba ny milina na dia tsy misy fikasiana avy amin'ny mpampiasa. '-' 'avo' dia ho an'ireo fanontaniana tsy manana valin-teny voafidy mialoha mahafa-po. '-' 'afovoany' dia ho an'ireo fanontaniana izay afaka valiana amin'ny valin-teny voafidy mialoha. '-' 'iva' ho an'ireo fanontaniana tsotra izay azo valiana soa aman-tsara amin'ny alalan'ny valin-teny voafidy mialoha.
14.
For example, this question is of medium priority, and if your priority were already 'high' or 'critical', you wouldn't see this question.
2011-06-21
Ohatra, ity fanontaniana ity dia manana fialohana afovoany, raha toa ka fialohana 'avo' na 'mahana' no nofidinao dia tsy nahita an'io fanontaniana io ianao.
16.
Continue
2011-06-21
Hanohy
17.
Go Back
2011-06-21
Hiverena
21.
<Tab> moves; <Space> selects; <Enter> activates buttons
2011-06-21
<Tab> hetsika; <Space> safidy; <Enter> bokotra miasa
22.
<F1> for help; <Tab> moves; <Space> selects; <Enter> activates buttons
2011-06-21
<F1> fanampiana; <Tab> hetsika; <Space> safidy; <Enter> bokotra miasa
23.
Help
2011-06-23
Toro-làlana
2011-06-21
Fanampiana
26.
Screenshot saved as %s
2011-06-21
Screenshot voarakitra ho %s
30.
Go back to previous question
2011-06-23
Hiverina amin'ilay fanontaniana teo aloha
32.
Prompt: '%c' for help, default=%d>
2011-06-21
Prompt: '%c' ho an'ny fanampiana, default=%d>
33.
Prompt: '%c' for help>
2011-06-23
Ataovy: '%c' ho an'ny fanampiana>
34.
Prompt: '%c' for help, default=%s>
2011-06-21
Prompt: '%c' ho an'ny fanampiana, default=%s>
35.
[Press enter to continue]
2011-06-21
[Tsindrio ny Entrée raha hanohy]
37.
After this message, you will be running "ash", a Bourne-shell clone.
2011-06-21
Ao aorian'ity hafatra ity dia mandeha "ash", mitovy amin'ny shell Bourn.
39.
Use the "exit" command to return to the installation menu.
2011-06-21
Ampiasao ny "exit" raha hiverina any amin'ny safidim-pametrahana.
40.
Execute a shell
2011-06-21
Handefa shell
41.
Exit installer
2011-06-21
Hiala ny mpametraka
42.
Are you sure you want to exit now?
2011-06-21
Hiala tokoa ve ianao?
43.
If you have not finished the install, your system may be left in an unusable state.
2011-06-23
Raha tsy vita ny fametrahana dia mety tsy ho azo ampiasaina ny system-nao.
2011-06-21
Raha tsy vita ny fametrahana dia mety tsy ho azo ampiasaina ny system-nao
46.
Terminal plugin not available
2011-06-21
Rindran'asa fanampiny terminal tsy afaka ampiasaina
47.
This build of the debian-installer requires the terminal plugin in order to display a shell. Unfortunately, this plugin is currently unavailable.
2011-06-21
Ity rindran'asa debian-installer ity dia mila ny rindran'asa fanampiny terminal mba hamoahana shell. Indrisy fa tsy afaka ampiasaina izany.
48.
It should be available after reaching the "Loading additional components" installation step.
2011-06-23
Tokony ho afaka ampiasaina ao aorian'ny dingana fametrahana"Maka ny singa fanampiny".
2011-06-21
Tokony ho afaka ampiasaina ao aorian'ny dingana fametrahana"Maka ny singa fanampiny"
49.
Alternatively, you can open a shell by pressing Ctrl+Alt+F2. Use Alt+F5 to get back to the installer.
2011-06-21
Afaka manokatra shell ianao raha manindry Ctrl+Alt+F2. Ampiasao ny Alt+F5 raha hiverina amin'ny fametrahana.
50.
Installer components to load:
2011-06-21
Singan'ny rindran'asa mpametraka izay ho alaina:
51.
All components of the installer needed to complete the install will be loaded automatically and are not listed here. Some other (optional) installer components are shown below. They are probably not necessary, but may be interesting to some users.
2011-06-21
Ireo singa rehetra ilaina mba hanatontosana ny fametrahana dia ho fahanana avy hatrany ary tsy voatanisa eto. Ny singa fanampiny sasany (tsy terena) dia aseho eto. Mety tsy ho ilaina izy ireo, fa mety ho mahasarika ny mpampiasa sasany.
53.
To save memory, only components that are certainly needed for an install are selected by default. The other installer components are not all necessary for a basic install, but you may need some of them, especially certain kernel modules, so look through the list carefully and select the components you need.
2011-06-21
Mba hitsitsina ny arika dia ny singa izay tena ilaina hanaovana fametrahana ihany no fidiana voalohany. Ireo singa hafa dia tsy ilaina firy raha hanao fametrahana tsotra, nefa mety ilaina ny sasany amin'izy ireo, indrindra ny "kernel modules", ka mba jereo tsara ny lisitra ary fidio an-tanana ny singa izay ilainao.
56.
Configuring ${PACKAGE}
2011-06-21
Mikirakira ny ${PACKAGE}
57.
Failed to load installer component
2011-06-21
Tsy nahomby ny fakàna ny singa mpametraka
58.
Loading ${PACKAGE} failed for unknown reasons. Aborting.
2011-06-21
Tsy voafahana ny ${PACKAGE} nohon'ny antony tsy fantatra. Miala.
59.
Continue the install without loading kernel modules?
2011-06-21
Hanohy ny fametrahana tsy miaraka amin'ny module an'ny kernel?
61.
If you're installing from a mirror, you can work around this problem by choosing to install a different version of Ubuntu. The install will probably fail to work if you continue without kernel modules.
2011-06-21
Raha manao ny fametrahana avy amin'ny alalan'ny fitaratra misy ny arsiva Ubuntu ianao dia mifidiana kinova hafa hamahana ny olana. Tsy ho vanona ny fametrahana raha manohy tsy misy module'na kernel ianao.
69.
Language selection no longer possible
2011-06-21
Tsy afaka misafidy fiteny intsony
70.
At this point it is no longer possible to change the language for the installation, but you can still change the country or locale.
2011-06-21
Amin'izao fotoana izao dia tsy afaka misafidy fiteny ho an'ny fametrahana intsony ianao, fa mbola afaka manova ny firenena sy ny toerana.
71.
To select a different language you will need to abort this installation and reboot the installer.
2011-06-21
Raha isafidy fiteny hafa dia tsy maintsy miala amin'ity fametrahana ity ary mandefa indray ny mpametraka.
72.
Continue the installation in the selected language?
2011-06-21
Hanoy ny fametrahana amin'ny fiteny voasafidy?
73.
The translation of the installer is incomplete for the selected language.
2011-06-21
Ny dikan-tenin'ny mpametraka dia tsy ampy ho an'ny fiteny voasafidy.
74.
The translation of the installer is not fully complete for the selected language.
2011-06-21
Ny dikan-tenin'ny mpametraka dia tsy feno tanteraka ho an'ny fiteny voasafidy.
75.
This means that there is a significant chance that some dialogs will be displayed in English instead.
2011-06-21
Midika io fa mety hisy resaka ho soratana amin'ny teny Anglisy.
76.
If you do anything other than a purely default installation, there is a real chance that some dialogs will be displayed in English instead.
2011-10-01
Raha manao zavatra hafa ankoatran'ny fametrahana tsotra ianao, dia mety hisy resaka ho atao amin'ny teny Anglisy.
77.
If you continue the installation in the selected language, most dialogs should be displayed correctly but - especially if you use the more advanced options of the installer - some may be displayed in English instead.
2011-10-01
Raha manohy ny fametrahana amin'ny fiteny voafidy ianao, dia maro ireo resaka hiseho tsara fa - indrindra raha mampiasa tefy mandroson'ny mpametraka - misy ho hiseho amin'ny teny Anglisy.
78.
If you continue the installation in the selected language, dialogs should normally be displayed correctly but - especially if you use the more advanced options of the installer - there is a slight chance some may be displayed in English instead.
2011-10-01
Raha manohy ny fametrahana amin'ny fiteny voafidy ianao, dia tokony hiseho tsara ireo resaka fa - indrindra raha mampiasa tefy mandroson'ny mpametraka - misy sasany mety ho hiseho amin'ny teny Anglisy.
80.
Unless you have a good understanding of the alternative language, it is recommended to either select a different language or abort the installation.
2011-10-01
Afa-tsy hoe mahafehy tsara io fiteny io ianao, dia tokony hisafidy fiteny hafa na anajanona ny fametrahana.
81.
If you choose not to continue, you will be given the option of selecting a different language, or you can abort the installation.
2011-06-21
Raha misafidy ny tsy hanoy ianao, dia afaka misafidy fiteny hafa, na hiala ny mpametraka.
97.
Africa
2011-06-21
Afrika
98.
Asia
2011-06-21
Asia