Translations by jolay

jolay has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

110 of 10 results
2.
Choose the next step in the install process:
2007-07-11
Fidio ny dingana manaraka amin'ny fanaovana ny fametrahana:
3.
Installation step failed
2007-07-11
Tsy nahomby ny dingana fametrahana
4.
An installation step failed. You can try to run the failing item again from the menu, or skip it and choose something else. The failing step is: ${ITEM}
2007-07-11
Misy dingana fametrahana tsy nahomby. Afaka mamerina izay tsy nety ianao amin'ny alalan'y reni-tsafidy, na dingano izy dia misafidia zavatra hafa. Ny dingana tsy nahomby dia: ${ITEM}
6.
This installation step depends on one or more other steps that have not yet been performed.
2007-07-11
Ity dingana fametrahana ity dia miankina amin'ny dingana iray na maro hafa mbola tsy tontosa
11.
Ignore questions with a priority less than:
2007-07-11
Ho dinganina ny fanontaniana ambany noho ny ambaratonga:
12.
Packages that use debconf for configuration prioritize the questions they might ask you. Only questions with a certain priority or higher are actually shown to you; all less important questions are skipped.
2007-07-11
Ny entana izay tefena amin'ny alalan'i debconf dia manisy ambaratongam-pialohana ny fanontaniana izay apetrany ho anao. Ireo fanontaniana izay manana fialohana mitovy na lehibe noho izay nofidianao ihany no hiseho, ireo fanontaniana tsy dia ilaina dia ho dinganina.
13.
You can select the lowest priority of question you want to see: - 'critical' is for items that will probably break the system without user intervention. - 'high' is for items that don't have reasonable defaults. - 'medium' is for normal items that have reasonable defaults. - 'low' is for trivial items that have defaults that will work in the vast majority of cases.
2007-07-11
Afaka misafidy ny fialohan'ny fanontaniana ambany indrindra izay ho apetraka ianao: '-' 'mahana' dia mikasika ireo zavatra mety hanimba ny milina raha tsy mamaly ny mpampiasa ny milina. '-' 'avo' dia ho an'ireo fanontaniana tsy manana valin-teny voafidy mialoha mahafa-po. '-' 'afovoany' dia ho an'ireo fanontaniana izay afaka valiana amin'ny valin-teny voafidy mialoha. '-' 'iva' ho an'ireo fanontaniana tsotra izay azo valiana soa aman-tsara amin'ny alalan'ny valin-teny voafidy mialoha.
17.
Go Back
2007-07-11
Miverena any aoriana
19.
No
2007-07-11
Tsia
29.
Display this help message
2007-07-11
Asehoy ity hafatra mpanampy ity