Translations by Philibert ANDRINIRINIAIMALAZA

Philibert ANDRINIRINIAIMALAZA has submitted the following strings to this translation. Contributions are visually coded: currently used translations, unreviewed suggestions, rejected suggestions.

135 of 35 results
1.
User requested interrupt.
2016-06-25
Fanapahana angatahan'ny mpampiasa
2.
Non whitelist char in the uri
2016-06-25
Ts'isy soratra misy lisitra fotsy ao amin'ny uri
3.
Whitespace in key=value
2016-06-25
Toerana fotsy ao amin'ny fanala hidy=Valiny
4.
Exception '%s'
2016-06-25
Afa-tsy '%s'
5.
Url string '%s' too long
2016-06-25
Soratry ny Url '%s' lava loatra
2016-06-25
Chaîne d'Url '%s' trop longue
6.
No ':' in the uri
2016-06-25
Tsisy ':' ao amin'ny uri
7.
Enabling '%s' failed
2016-06-25
Fandefasana '%s' tsy nety
8.
Unknown channel '%s'
2016-06-25
Tsy hay ilay fantsona '%s'
9.
The channel '%s' is not known
2016-06-25
Ny fantsona '%s'dia tsy fantatra
10.
Enabling channel '%s' failed
2016-06-25
Fandefasana ny fantsona '%s' tsy nety
11.
Invalid /etc/apt/sources.list file
2016-06-25
Tsy mety ny rakitra /etc/apt/sources.list
12.
Software index is broken
2016-06-25
Simba ireo fanondroana ny rindrambaiko
13.
This is a major failure of your software management system. Please check for broken packages with synaptic, check the file permissions and correctness of the file '/etc/apt/sources.list' and reload the software information with: 'sudo apt-get update' and 'sudo apt-get install -f'.
2016-06-25
Izao dia matetika efa fahasimban'ny rafitra fitantanana ny rindrambaiko matetika. Miangavy jereo ireo fonosana simba any amin'ny Synaptic, jereo ny fahazoan-dàlan'ny rakitra sy ny fahamarinan'ny rakitra '/etc/apt/sources.list' ary ampidiro ndraika ny famantarana ny rindrambaiko miaraka aminy: 'sudo apt-get update' and 'sudo apt-get install -f'.
14.
Need a url to continue, exiting
2016-06-25
Ilaina ny url raha tiana hitohy, fivoahana
15.
Invalid url: '%s' given, exiting
2016-06-25
Tsy mety ny url: '%s' nomena, fivoahana
16.
Can not deal with protocol '%s'
2016-06-25
Tsy afaka mifanaraka amin'ny sori-dàlana '%s'
17.
Package '%s' is virtual.
2016-06-25
Ireo karazana '%s' dia virtoaly
18.
Could not find package '%s'.
2016-06-25
Tsy hita ilay fonosana '%s'
19.
Package '%s' is already installed
2016-06-25
Ny fonosana '%s' dia efa voapetraka
20.
Can not install '%s' (%s)
2016-06-25
Tsy afaka mametraka '%s' (%s)
21.
Package '%s' requests minimal version '%s', but only '%s' is available
2016-06-25
Ny fantsona '%s' mitaky karazany farany ambany '%s', kanefa ny '%s' ihany no misy
22.
Enable additional components
2016-06-25
Alefaso ireo zavatra fanampiny
23.
Enable additional software channel
2016-06-25
Alefaso ireo fantson-drindrambaiko fanampiny
24.
Do you want to enable the following software channel: '%s'?
2016-06-25
Ilainao ve raha alefa ity fantson-drindrambaiko ty: '%s'?
25.
Install additional software?
2016-06-25
Hapetraka ve ny rindrambaiko fanampiny?
26.
Do you want to install package '%s'?
2016-06-25
Ilainao ve raha apetraka ny fonosana '%s'?
27.
Description
2016-06-25
Fanoritsoritana
28.
_Install
2016-06-25
_Apetraho
29.
Whether the specified command should handle "apt" URLs
2016-06-25
Na ireo baiko voatokana dia afaka mandray "apt" URLs
30.
True if the command specified in the "command" key should handle "apt" URLs.
2016-06-25
Marina raha ny baiko voasoritra ao amin'ny fanala hidim-"baiko" no afaka mandray "apt" URLs.
31.
The handler for "apt" URLs
2016-06-25
Ny fandraisan-tànana ny "apt" URLs
32.
The command used to handle "apt" URLs, if enabled.
2016-06-25
Ny baiko dia nampiasaina mba handray "apt" URLs, raha nalefa.
33.
Run the command in a terminal
2016-06-25
Ampandehano any amin'ny terminal ny baiko
34.
True if the command used to handle this type of URL should be run in a terminal.
2016-06-25
Marina raha ilay baiko nampiasaina mba handray ilay karazan'URL no afaka alefa any amin'ny terminal.